<-
->

Jos 8:27 Only the cattle and the spoil of that city Israel took for a prey unto themselves, according unto the word of the Lord which he commanded Joshua. Nefa ny biby fiompy mbamin' ny fananana rehetra tao amin' izany tanàna izany dia nalain' ny Isiraely ho babony ihany, araka ny tenin' i Jehovah izay nandidiany an' i Josoa. Ny biby fiompy sy ny zavatra babo tao an-tanàna ihany no nalain' ny Israelita, araka ny didin' ny Tompo, izay nandidiany an' i Josoe. Israël ne prit pour butin que le bétail et les dépouilles de cette ville, selon l' ordre que Yahvé avait donné à Josué.