<- -> |
[King James Bible] Joshua |
[Baiboly 1865] Josoa |
[Baiboly Katolika] Josoe |
[Bible de Jérusalem] Livre de Josué |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
Jos 9:22 | And |
Dia niantso azy ireo Josoa ka nanao taminy hoe: Nahoana no namitaka anay ianareo ka nanao hoe: Lavitra anareo indrindra izahay, kanjo eto aminay ihany no onenanareo? | Ary nampiantso ny Gabaonita Josoe, ka niteny taminy hoe: Ahoana no namitahanareo anay hoe: Lavitra anareo indrindra izahay, nefa hianareo monina aty afovoanay ihany? |