<-
->

Jos 9:27 And Joshua made them that day hewers of wood and drawers of water for the congregation, and for the altar of the Lord, even unto this day, in the place which he should choose. Dia natolotr' i Josoa tamin' izany andro izany ireo ho mpikapa hazo sy ho mpantsaka rano ho an' ny fiangonana sy ho an' ny alitaran' i Jehovah mandraka androany eo amin' ny tany izay hofidiny. Hatramin' izay andro izay ihany, dia naraikitr' i Josoe izy ho mpikapa hazo sy mpantsaka rano ho an' ny fiangonana sy ny otelin' ny Tompo any amin' ny fitoerana izay hofidin' ny Tompo, ary mbola nanao izany mandraka androany izy. En ce jour-là, Josué les mit comme fendeurs de bois et porteurs d' eau au service de la communauté et de l' autel de Yahvé, jusqu' aujourd' hui, au lieu qu' il choisirait. Cinq rois font la guerre à Gabaôn.