<-
->

1Tm 6:3 If any man teach otherwise, and consent not to wholesome words, even the words of our Lord Jesus Christ, and to the doctrine which is according to godliness; Raha misy olona manao fampianarana hafa noho izany ka tsy manaiky ny teny tsy misy kilema, dia ny an' i Jesosy Kristy Tompontsika, sy ny fampianarana izay mahatonga ny toe-panahy araka an' Andriamanitra, Raha misy mampianatra zavatra hafa noho izany, ka tsy manaiky ny teny marin' i Jeso-Kristy Tompontsika, sy ny fampianarana mampanaja an' Andriamanitra, Si quelqu' un enseigne autre chose et ne reste pas attaché à de saines paroles, celles de notre Seigneur Jésus Christ, et à la doctrine conforme à la piété,