<-
->

2Tm 1:1 Paul, an apostle of Jesus Christ by the will of God, according to the promise of life which is in Christ Jesus, Paoly, Apostolin' i Kristy Jesosy noho ny sitrapon' Andriamanitra, mba ho mpitory ny teny fikasana milaza ny fiainana izay ao amin' i Kristy Jesosy, Paoly, Apostolin' i Jeso-Kristy noho ny sitra-pon' Andriamanitra, mba hitory ny teny fampanantenana izay ao amin' ny Kristy Jeso, Paul, apôtre du Christ Jésus par la volonté de Dieu, pour annoncer la promesse de la vie qui est dans le Christ Jésus,