<-
->

Heb 11:9 By faith he sojourned in the land of promise, as in a strange country, dwelling in tabernacles with Isaac and Jacob, the heirs with him of the same promise: Finoana no nivahiniany tany amin' ny tany nolazain' ny teny fikasana, toy ny any an-tanin' olona, mitoetra an-day, mbamin' isaka sy Jakoba, mpiara-mandova izany teny fikasana izany aminy; Ny finoana no nitoerany tany amin' ny tany nampanantenaina toy ny any an-tany fivahiniana, tranolay no nitoerany; toy izany koa Isaaka sy Jakoba izay mpandova izany tany nampanantenaina izany koa; Par la foi, il vint séjourner dans la Terre promise comme en un pays étranger, y vivant sous des tentes, ainsi qu' Isaac et Jacob, héritiers avec lui de la même promesse.