<-
->

Jak / Jk 2:1 My brethren, have not the faith of our Lord Jesus Christ, the Lord of glory, with respect of persons. Ry rahalahiko, aoka tsy hasiana fizahan-tavan' olona ny finoanareo ny Tompontsika, dia Jesosy Kristy, Tompon' ny voninahitra. Ry rahalahy, aza asiana fizahan-tavan' olona ny finoana an' i Jeso-Kristy Tompontsika be voninahitra. Mes frères, ne mêlez pas à des considérations de personnes la foi en notre Seigneur Jésus Christ glorifié.