<-
->

1Pe / 1P 4:11 If any man speak, let him speak as the oracles of God; if any man minister, let him do it as of the ability which God giveth: that God in all things may be glorified through Jesus Christ, to whom be praise and dominion for ever and ever. Amen. Raha misy olona miteny, dia aoka izy hiteny toy ny milaza tenin' Andriamanitra, raha misy olona manompo, dia aoka izy hanao izany araka ny hery izay omen' Andriamanitra azy; mba hankalazana an' Andriamanitra amin' ny zavatra rehetra amin' ny alalan' i Jesosy Kristy; fa Azy ny voninahitra sy ny fanjakana mandrakizay mandrakizay. Amena, Izay miteny aoka ho toy ny milaza ny tenin' Andriamanitra; izay manana fandraharahana, aoka ho toy ny omban' Andriamanitra fitahiana; mba hankalaza an' Andriamanitra amin' ny zavatra rehetra, amin' ny alalan' i Jeso-Kristy, izay Tompon' ny voninahitra sy ny fahefana mandrakizay mandrakizay. Amena. Si quelqu' un parle, que ce soit comme les paroles de Dieu ; si quelqu' un assure le service, que ce soit comme par un mandat reçu de Dieu, afin qu' en tout Dieu soit glorifié par Jésus Christ, à qui sont la gloire et la puissance pour les siècles des siècles. Amen.