<-
->

1Pe / 1P 4:13 But rejoice, inasmuch as ye are partakers of Christ' s sufferings; that, when his glory shall be revealed, ye may be glad also with exceeding joy. fa araka ny iombonanareo fijaliana amin' i Kristy, dia mifalia, mba hiravoravoanareo indrindra amin' ny fisehoan' ny voninahiny koa. fa mifalia arakaraka ny iombonanareo fijaliana amin' i Kristy, mba hanananareo anjara amin' ny fifaliana sy firavoravoana koa amin' ny andro hisehoan' ny voninahiny Mais, dans la mesure où vous participez aux souffrances du Christ, réjouissez-vous, afin que, lors de la révélation de sa gloire, vous soyez aussi dans la joie et l' allégresse.