<-
->

1Pe / 1P 5:1 The elders which are among you I exhort, who am also an elder, and a witness of the sufferings of Christ, and also a partaker of the glory that shall be revealed: Koa ny amin' ny loholona izay eo aminareo, izaho, izay naman ny loholona sy vavolombelon' ny fijalian' i Kristy ary mpiombona ny voninahitra efa haseho koa, dia mananatra azy hoe: Mihanta amin' ny Pretra eo aminareo aho, dia izaho izay Pretra toa azy koa, sy vavolombelon' ny fijalian' ny Kristy, ary mpiombona amin' ny voninahitra izay haseho koa: Les anciens qui sont parmi nous, je les exhorte, moi, ancien comme eux, témoin des souffrances du Christ, et qui dois participer à la gloire qui va être révélée.