<-
->

2Pe / 2P 1:8 For if these things be in you, and abound, they make you that ye shall neither be barren nor unfruitful in the knowledge of our Lord Jesus Christ. Fa raha anananareo izany zavatra izany, sady anananareo betsaka, dia tsy avelan' izany ho malaina na tsy hahavokatra ianareo amin' ny fahalalana tsara an' i Jesosy Kristy Tompontsika. Fa raha manana avokoa ireo zavatra ireo hianareo, sady manam-be, dia tsy havelan' ireo ho malaina na tsy hahavokatra ho amin' ny fahalalana tsara an' i Jeso-Kristy Tompontsika. En effet, si ces choses vous appartiennent et qu' elles abondent, elles ne vous laisseront pas sans activité, ni sans fruit pour la connaissance de notre Seigneur Jésus Christ.