<- -> |
[King James Bible] 1st Letter of John |
[Baiboly 1865] 1 Jaona |
[Baiboly Katolika] Joany I |
[Bible de Jérusalem] 1ère Épître de Saint Jean |
||||||
<-
-> |
|
|||||||||
1Jn / 1Jo 1:3 | That which we have seen and heard declare we unto you, that ye also may have fellowship with us: and truly our fellowship is with the Father, and with his Son |
izay efa hitanay sy renay no ambaranay aminareo, mba hahazoanareo firaisana aminay koa; ary ny firaisanay dia amin' ny Ray sy amin' i Jesosy Kristy Zanany. | eny, izay efa hitanay sy renay no ambaranay aminareo kosa, mba hanananareo fikambanana aminay koa; ary ny fikambananay dia amin' ny Ray sy amin' i Jeso-Kristy Zanany. | ce que nous avons vu et entendu, nous vous l' annonçons, afin que vous aussi soyez en communion avec nous. Quant à notre communion, elle est avec le Père et avec son Fils |