<-
->

1Jn / 1Jo 2:22 Who is a liar but he that denieth that Jesus is the Christ? He is antichrist, that denieth the Father and the Son. Iza no mpandainga, afa-tsy ilay mandà an' i Jesosy tsy ho Kristy? Izy no antikristy, dia izay mandà ny Ray sy ny Zanaka. Iza no mandainga raha tsy izay mandà fa i Jeso no Kristy? Ary ny antikristy dia izay mandà ny Ray sy ny Zanaka. Qui est le menteur, sinon celui qui nie que Jésus soit le Christ ? Le voilà l' Antichrist ! Il nie le Père et le Fils.