<-
->

1Jn / 1Jo 3:23 And this is his commandment, That we should believe on the name of his Son Jesus Christ, and love one another, as he gave us commandment. Ary izao no didiny, dia ny hinoantsika ny anaran' i Jesosy Kristy Zanany sy ny hifankatiavantsika araka ny didy nomeny antsika. Ary izao no didiny, dia ny hinoantsika an' i Jeso-Kristy Zanany, sy ny hifankatiavantsika, araka ny didy nomeny antsika. Or voici son commandement : croire au nom de son Fils Jésus Christ et nous aimer les uns les autres comme il nous en a donné le commandement.