<-
->

Mts / Mpits 18:2 And the children of Dan sent of their family five men from their coasts, men of valour, from Zorah, and from Eshtaol, to spy out the land, and to search it; and they said unto them, Go, search the land: who when they came to mount Ephraim, to the house of Micah, they lodged there. Ary ny taranak' i Dana naniraka dimy lahy nofantenany avy amin' ny fokony rehetra, dia lehilahy mahery, avy tany Zora sy Estaola, mba hisafo ny tany sy hizaha ny toetrany; ary hoy izy taminy: Mandehana izahao ny toetry ny tany. Ary tonga tany amin' ny tany havoan' i Efraima tao an-tranon' i Mika izy, dia nandry tao. Nalain' ny zanak' i Dana tao amin' izy rehetra ireo ny dimy lahy, lehilahy mahery iray fianakaviana aminy, ka nalefany avy any Saraà sy Estaola hisafo ny tany sy hizaha ny toetrany. Ka hoy izy tamin' izy ireo: Mandehana zahao ny toetry ny tany. Dia tonga tany amin' ny tendrombohitr' i Efraima izy sy tao amin' ny tranon' i Mikasy, ka nandry tao. Les Danites envoyèrent de leur clan cinq hommes vaillants de Çoréa et d' Eshtaol pour reconnaître le pays et l' explorer. Ils leur dirent : " Allez explorer le pays. " Les cinq hommes arrivèrent dans la montagne d'Éphraïm jusqu'à la maison de Mika et ils y passèrent la nuit.