<- -> |
[King James Bible] Judges |
[Baiboly 1865] Mpitsara |
[Baiboly Katolika] Mpitsara |
[Bible de Jérusalem] Livre des Juges |
||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||
Mts / Mpits 2:1 | And an angel of the |
Ary Ilay Anjelin' i Jehovah niakatra avy tany Gilgala ka nankany Bokima, dia nanao hoe: Nitondra anareo niakatra avy tany Egypta Aho ka nampiditra anareo eto amin' ny tany izay nianianako tamin' ny razanareo homena azy, ka hoy Izaho: Tsy hanatsoaka ny fanekeko taminareo Aho mandrakizay; | Ary niakatra avy any Galgalà ny anjelin' ny Tompo nankany Bokima, ka nanao hoe: Nitondra anareo niakatra avy tany Ejipta aho; dia nampiditra anareo amin' ny tany izay nianianako tamin' ny razanareo homena anareo. Hoy aho hoe: Tsy hanatsoaka ny fanekeko aminareo mandrakizay aho, | L' Ange de |