<- -> |
[King James Bible] Judges |
[Baiboly 1865] Mpitsara |
[Baiboly Katolika] Mpitsara |
[Bible de Jérusalem] Livre des Juges |
||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||
Mts / Mpits 6:8 | That the |
Jehovah dia naniraka mpaminany anankiray ho any amin' ny zanak' Isiraely, izay nilaza taminy hoe: Izao no lazain' i Jehovah Andriamanitry ny Isiraely Izaho no nitondra anareo niakatra avy tany Egypta sady nitondra anareo nivoaka avy tany amin' ny trano nahandevozana | dia naniraka mpaminany anankiray tamin' ny zanak' Israely Iaveh. Hoy izy taminy hoe: Izao no tenin' ny Tompo Andriamanitr' Israely. Nitondra anareo niakatra avy tany amin' ny tany Ejipta aho; ary namoaka anareo tamin' ny trano fanandevozana. |