<-
->

Apo / Ap 1:1 The Revelation of Jesus Christ, which God gave unto him, to shew unto his servants things which must shortly come to pass; and he sent and signified it by his angel unto his servant John: Ny Fanambaran' i Jesosy Kristy, izay nomen' Andriamanitra Azy, mba hasehony amin' ny mpanompony izay zavatra tsy maintsy ho tonga faingana; ary naniraka ny anjeliny Izy hanambara amin' i Jaona mpanompony, Fanambaran' i Jeso-Kristy, izay nomen' Andriamanitra azy, mba hanehoany amin' ireo mpanompony ny zavatra tsy maintsy ho tonga faingana sy nanirahany anjely hampahalalaina an' i Joany mpanompony; Révélation de Jésus Christ : Dieu la lui donna pour montrer à ses serviteurs ce qui doit arriver bientôt ; Il envoya son Ange pour la faire connaître à Jean son serviteur,