<-
->

Apo / Ap 12:10 And I heard a loud voice saying in heaven, Now is come salvation, and strength, and the kingdom of our God, and the power of his Christ: for the accuser of our brethren is cast down, which accused them before our God day and night. Dia nahare feo mahery tany an-danitra aho nanao hoe: Ankehitriny dia tonga ny famonjena sy ny hery sy ny fanjakan' Andriamanitsika, Ary ny fahefan' ny Kristiny, Satria nazera ilay mpiampanga ny rahalahintsika, dia ilay miampanga azy eo anatrehan' Andriamanitsika andro aman' alina. Dia nandre feo mahery tany an-danitra aho, nanao hoe: Ankehitriny dia an' Andriamanitra ny famonjena sy ny hery ary ny fanjakana; an' ny Kristiny koa ny fahefana; fa efa voazera ilay mpiampanga ny rahalahintsika, dia ilay miampanga azy andro aman' alina eo anatrehan' Andriamanitsika. Et j' entendis une voix clamer dans le ciel : " Désormais, la victoire, la puissance et la royauté sont acquises à notre Dieu, et la domination à son Christ, puisqu' on a jeté bas l' accusateur de nos frères, celui qui les accusait jour et nuit devant notre Dieu.