<- -> |
[King James Bible] 1st Samuel |
[Baiboly 1865] 1 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre de Samuel |
||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||
1Sm / 1Sam 10:18 | And said unto the children of |
ka nanao tamin' ny Zanak' Isiraely hoe: Izao no lazain' i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely: Izaho nitondra ny Isiraely niakatra avy tany Egypta ka namonjy anareo tamin' ny tanan' ny Egyptiana sy tamin' ny tanan' ny fanjakana rehetra izay nampahory anareo. | dia hoy izy tamin' ny zanak' Israely: Izao no lazain' ny Tompo Andriamanitr' Israely: Izaho no nampiakatra an' Israely avy any Ejipta; izaho no nanafaka anareo tamin' ny tànan' ny Ejipsiana, sy tamin' ny tànan' ireo fanjakana nampahory anareo. | et il dit aux |