<-
->

1Sm / 1Sam 13:8 And he tarried seven days, according to the set time that Samuel had appointed: but Samuel came not to Gilgal; and the people were scattered from him. Ary niandry hafitoana izy araka ny fotoana nataon' i Samoela; fa Samoela tsy mbola tonga tany Gilgala; ary ny olona niely nandao an' i Saoly. Niandry hafitoana izy, araka ny fotoana noferan' i Samoela. Nefa tsy tonga tany Galgalà Samoela, ka nihahaka lavitra an' i Saola ny vahoaka. Il attendit sept jours, selon le terme que Samuel avait fixé, mais Samuel ne vint pas à Gilgal et l' armée, quittant Saül, se débanda.