<-
->

1Sm / 1Sam 15:2 Thus saith the Lord of hosts, I remember that which Amalek did to Israel, how he laid wait for him in the way, when he came up from Egypt. Izao no lazain' i Jehovah, Tompon' ny maro: Hovaliako izay nataon' ny Amalekita tamin' ny Isiraely, dia ny nanotrehany azy tany an-dalana, fony izy niakatra avy tany Egypta. Izao no lazain' ny Tompon' ny tafika: Nodinihiko ny nataon' i Amaleka tamin' Israely dia ny nitsnaganany nisakana azy teny an-dàlana fony izy niakatra avy tany Ejipta. Ainsi parle Yahvé Sabaot : J' ai résolu de punir ce qu' Amaleq a fait à Israël, en lui coupant la route quand il montait d'Égypte.