<-
->

1Sm / 1Sam 15:20 And Saul said unto Samuel, Yea, I have obeyed the voice of the Lord, and have gone the way which the Lord sent me, and have brought Agag the king of Amalek, and have utterly destroyed the Amalekites. Fa hoy Saoly tamin' i Samoela: Efa nihaino ny feon' i Jehovah ihany aho ka nandeha tamin' izay nanirahan' i Jehovah ahy ary nitondra an' i Agaga, mpanjakan' ny Amalekita, sady nandringana ny Amalekita rehetra. Dia hoy Saola tamin' i Samoela: Eny tokoa, nihaino ny feon' ny Tompo aho ary nandeha tamin' ny làlana nanirahan' ny Tompo ahy. Nentiko Agaga mpanjakan' i Amaleka ary Amaleka nataoko anatema. Saül répondit à Samuel : " J' ai obéi à Yahvé! J' ai fait l' expédition où il m' envoyait, j' ai ramené Agag, roi d' Amaleq, et j' ai voué Amaleq à l' anathème.