<-
->

1Sm / 1Sam 27:8 And David and his men went up, and invaded the Geshurites, and the Gezrites, and the Amalekites: for those nations were of old the inhabitants of the land, as thou goest to Shur, even unto the land of Egypt. Ary Davida sy ny olony niakatra ka nanafika ny Gesorita sy ny Gizrita ary ny Amalekita; fa ireo nonina tamin' ny tany hatrizay ela izay, dia hatrany akaikin' i Sora, hatramin' ny tany Egypta. Niakatra Davida sy ny olony ary nanafika ny Gesoriana sy ny gerziana ary ny Amalesita, fa olona nonina any an-kilan' i Sora ka hatrany amin' ny tany Ejipta izy ireo izany ela izany. David et ses gens partirent en razzia contre les Geshurites, les Girzites et les Amalécites, car telles sont les tribus habitant la région qui va de Télam en direction de Shur et jusqu'à la terre d'Égypte.