<- -> |
[King James Bible] 1st Samuel |
[Baiboly 1865] 1 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre de Samuel |
||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||
1Sm / 1Sam 28:1 | And it came to pass in those days, that the |
Ary tamin' izany andro izany ny Filistina dia namory ny miaramilany hanafika ny Isiraely. Ary hoy Akisy tamin' i Davida: Aoka ho fantatrao tsara fa hiara-mivoaka amiko hanafika ianao sy ny olonao. | Tamin' izany andro izany nangonin' ny Filistina ho tafika iray ihany ny antoko-miaramilany rehetra hiady amin' Israely. Ka hoy Akisa tamin' i Davida: Fantaro fa ho avy miaraka amiko any an-toby hianao sy ny olonao. | Or, en ce temps-là, les |