<-
->

1Sm / 1Sam 29:3 Then said the princes of the Philistines, What do these Hebrews here? And Achish said unto the princes of the Philistines, Is not this David, the servant of Saul the king of Israel, which hath been with me these days, or these years, and I have found no fault in him since he fell unto me unto this day? Ary hoy ireo andrianan' ny Filistina: Haninona moa ireto Hebreo ireto? Ary hoy Akisy tamin' ireo andrianan' ny Filistina: Tsy io va no Davida, mpanompon' i Saoly, mpanjakan' ny Isiraely, ilay tatý amiko elaela ihany izay, ary tsy hitako izay tsininy hatrizay nialany niandany tamiko ka mandraka androany? Ahoana ireto Hebrio? Ary hoy Akisa namaly an' ireo filohan' ny Filistina: Tsy io va no Davida mpanompon' i Saola mpanjakan' Israely, ka efa andro maro sy taona maro izay izy no taty amiko, nefa tsy mbola nahita izay tsininy aho na dia kely aza, hatrizay nifindrany ho aty amintsika izay ka mandrak' androany. Les princes des Philistins demandèrent : " Qu' est-ce que ces Hébreux ? ", et Akish répondit aux princes des Philistins : " Mais c' est David, le serviteur de Saül, roi d' Israël! Voici un an ou deux qu' il est avec moi et je n' ai trouvé aucun reproche à lui faire depuis le jour qu' il s' est rendu à moi jusqu'à maintenant. "