<-
->

1Sm / 1Sam 6:18 And the golden mice, according to the number of all the cities of the Philistines belonging to the five lords, both of fenced cities, and of country villages, even unto the great stone of Abel, whereon they set down the ark of the Lord: which stone remaineth unto this day in the field of Joshua, the Bethshemite. ary ny totozy volamena dia araka ny isan' ny tanàna rehetra an' ny Filistina, izay an' ireo andriana dimy, an' ny tanàna mimanda, na ny vohitra any ivelany, ka hatramin' ny vato lehibe izay nametrahany ny fiaran' i Jehovah; ary mbola any an-tanimbarin' i Josoa Beti-semesita mandraka androany izany. Ny totozy volamena koa dia araka ny isan' ny tanànan' ny Filistina rehetra an' ireo andriana dimy, na ny tanàna mimanda, na ny vohitra tsy misy manda. Vavolombelon' izany ny vatolampy lehibe izay nametrahana ny fiaran' ny Tompo izay mbola ao amin' ny tanimbarin' i Josoe Betisamita mandrak' androany. Et des rats d' or, autant que toutes les villes des Philistins, celles des cinq princes, depuis les villes fortes jusqu' aux villages ouverts. Témoin la grande pierre sur laquelle on déposa l' arche de Yahvé, et qui est encore aujourd' hui dans le champ de Josué de Bet-Shémesh.