Toko sy andininy momba Basàna

  Numbers Fanisana na Nomery Fanisana Les Nombres
...............
Nom / Fan 21.33 And they turned and went up by the way of Bashan: and Og the king of Bashan went out against them, he, and all his people, to the battle at Edrei. Ary niverina ny olona ka niakatra tamin' ny lalana mankany Basana; dia nivoaka Oga, mpanjakan' i Basana, hihaona aminy, dia izy sy ny vahoakany rehetra, hiady tao Edrehy. Izay izy, dia niova làlana ka niakatra ny làlana mankany Basàna; Nivoaka Oga, mpanjakan' i Basàna, mbamin' ny vahoakany rehetra nitsena azy ireo, mba hiady aminy ao Edraìa. Puis ils prirent la direction du Bashân et ils y montèrent. Le roi du Bashân, Og, marcha à leur rencontre avec tout son peuple pour livrer bataille à Édréï.
...............
Nom / Fan 32.33 And Moses gave unto them, even to the children of Gad, and to the children of Reuben, and unto half the tribe of Manasseh the son of Joseph, the kingdom of Sihon king of the Amorites, and the kingdom of Og king of Bashan, the land, with the cities thereof in the coasts, even the cities of the country round about. Dia nomen' i Mosesy ho an' ny taranak' i Gada sy ny taranak' i Robena ary ny an-tsasaky ny firenen' i Manase, zanak' i Josefa, ny fanjakan' i Sihona, mpanjakan' ny Amorka, sy ny fanjakan' i Oga, mpanjakan' i Basana dia ny tany mbamin' ny tanànany ao amin' ny fari-tany, dia ny tanàna eny amin' ny tany manodidina. Dia nomen' i Moizy ny zanak' i Gada sy ny zana-dRobena ary ny antsasaky ny fokon' i Manase, zanak' i Josefa, ny fanjakan' i Sehona, mpanjakan' ny Amoreana, sy ny fanjakan' i Oga, mpanjakan' i Basàna, dia ny tany mbamin' ny tanànany sy ny faritany momba azy, ary ny tanàna eny amin' ny tany manodidina. Moïse leur donna - aux fils de Gad, aux fils de Ruben et à la demi-tribu de Manassé, fils de Joseph - le royaume de Sihôn, roi des Amorites, le royaume d' Og, roi du Bashân, le pays avec les villes comprises dans son territoire, les villes-frontières du pays.

  Deuteronomy Fifanekena na Detoronomia Fifanekena na Detoronomy Le Deutéronome
...............
Deo / Dt 1.4 After he had slain Sihon the king of the Amorites, which dwelt in Heshbon, and Og the king of Bashan, which dwelt at Astaroth in Edrei: rehefa namono an' i Sihona, mpanjakan' ny Amorita, ilay nonina tao Hesbona, sy Oga, mpanjakan' i Basana, ilay nonina tao Astarta tany Edrehy, izy. dia nony efa nandresy an' i Sehona mpanjakan' ny Amoreana, izay nonina tao Hesebona, sy Oga mpanjakan' i Basàna, izay nonina tao Atarota sy Edraia. Il avait battu Sihôn, roi des Amorites qui résidait à Heshbôn, et Og, roi du Bashân, qui résidait à Ashtarot et à Édréï.
Deo / Dt 3.1 Then we turned, and went up the way to Bashan: and Og the king of Bashan came out against us, he and all his people, to battle at Edrei. Dia niverina isika ka niakatra tamin' ny lalana mankany Basana; ary nivoaka hiady amintsika tao Edrehy Oga, mpanjakan' i Basana, mbamin' ny vahoakany rehetra. Dia nihodina isika ka niakatra tamin' ny làlana mankany Basàna, ary nivoaka hifanehatra amintsika Oga mpanjakan' i Basàna mbamin' ny vahoakany rehetra, mba hiady amintsika tao Edraìa. Nous prîmes alors le chemin du Bashân et nous y montâmes. Og, roi du Bashân, marcha à notre rencontre, lui et tout son peuple, pour nous combattre à Édréï.
...............
Deo / Dt 3.3 So the Lord our God delivered into our hands Og also, the king of Bashan, and all his people: and we smote him until none was left to him remaining. Dia natolotr' i Jehovah Andriamanitsika teo an-tanantsika koa Oga, mpanjakan' i Basana, sy ny vahoakany rehetra; dia nandresy azy isika mandra-paha-tsi-hisy niangana na dia iray akory aza. Koa natolotry ny Tompo Andriamanitsika teo an-tànantsika koa Oga mpanjakan' i Basàna, mbamin' ny vahoakany rehetra; dia nasiantsika izy mandra-paha-tsy nisy niangana ny vahoakany na dia iray aza. Yahvé notre Dieu livra aussi en notre pouvoir Og, roi du Bashân, et tout son peuple. Nous le battîmes si bien que pas un n' en réchappa.
Deo / Dt 3.4 And we took all his cities at that time, there was not a city which we took not from them, threescore cities, all the region of Argob, the kingdom of Og in Bashan. Dia afatsika ny tanànany rehetra tamin' izany andro izany, tsy nisy tanàna izay tsy nalaintsika taminy, dia tanàna enim-polo, dia ny tany Argoba rehetra, izay fanjakan' i Oga tany Basana. Afatsika ny tanànany rehetra tamin' izay; tsy nisy tsy azontsika tamin' ireny na dia iray aza, dia tanàna enimpolo, ny faritany Argoba rehetra, ny fanjakan' i Oga tany Basàna. Puis en ce temps nous nous emparâmes de toutes ses villes ; il n' y eut cité que nous ne leur ayons prise ; soixante villes, toute la confédération d' Argob, royaume d' Og en Bashân,
...............
Deo / Dt 3.10 All the cities of the plain, and all Gilead, and all Bashan, unto Salchah and Edrei, cities of the kingdom of Og in Bashan. dia ny tanàna rehetra amin' ny tany lemaka sy Gileada rehetra ary Basana rehetra hatrany Saleka sy Edrehy, dia ny tanàna amin' ny fanjakan' i Oga tany Basana. dia ny tanàna rehetra amin' ny tany lemaka, Galaada rehetra ary Basàna rehetra, hatrany Selkà sy Edraìa, tanàna amin' ny fanjakan' i Oga tany Basàna. toutes les villes du Haut-Plateau, tout le Galaad et tout le Bashân jusqu'à Salka et Édréï, capitales d' Og en Bashân.
Deo / Dt 3.11 For only Og king of Bashan remained of the remnant of giants; behold his bedstead was a bedstead of iron; is it not in Rabbath of the children of Ammon? nine cubits was the length thereof, and four cubits the breadth of it, after the cubit of a man. Fa Oga, mpanjakan' i Basana, ihany no sisa velona tamin' ny Refalta; indro, farafara vy ny farafarany (tsy ao Raban' ny taranak' i Amona va Izany?), sivy hakiho ny halavany, ary efatra hakiho ny sakany, araka ny hakihon' ny lehilahy. Oga mpanjakan' i Basàna, no hany taranaky ny Refaïma sisa tavela. Moa tsy ao Rabata va ao amin' ny taranak' i Amona, ny farafarany, farafara vy? Sivy hakiho ny halavany, efatra hakiho ny sakany, amin' ny hakihon-dehilahy. Or Og, roi du Bashân, était le dernier survivant des Rephaïm : son lit est le lit de fer qu' on voit à Rabba-des-Ammonites, long de neuf coudées et large de quatre, en coudées d' hommes.
...............
Deo / Dt 3.13 And the rest of Gilead, and all Bashan, being the kingdom of Og, gave I unto the half tribe of Manasseh; all the region of Argob, with all Bashan, which was called the land of giants. ry Gileada sisa sy Basana rehetra, izay fanjakan' i Oga, dia nomeko ny antsasaky ny firenen' i Manase, dia ny tany Argoba rehetra, dia Basana rehetra (atao hoe tanin' ny Refaita izany. Ary nomeko ny antsasaky ny fokon' i Manase ny sisa amin' i Galaada sy ilay faritanin' i Basàna manontolo izay fanjakan' i Oga. Ny tany Argoba rehetra sy Basàna rehetra no atao hoe tanin' ny Refaïma. A la demi-tribu de Manassé, je donnai le reste de Galaad et tout le Bashân, royaume d' Og. Toute la confédération d' Argob, tout le Bashân, c' est ce qu' on appelle le pays des Rephaïm.
Deo / Dt 3.14 Jair the son of Manasseh took all the country of Argob unto the coasts of Geshuri and Maachathi; and called them after his own name, Bashanhavothjair, unto this day. Jaïra, zanak' i Manase, no nahafaka ny tany Argoba rehetra, hatramin' ny fari-tanin' ny Gesorita sy ny Makatita; ary ny anaran' izany (dia Basana) nataony hoe Havota-jaira, araka ny anaran-tenany ihany, mandraka androany). Jaira, zanak' i Manase no nahazo ny tany Argoba, hatramin' ny sisin-tanin' ny Gesoriana sy ny Makatiana, ary nantsoiny amin' ny anarany ny vohitr' i Basàna izay atao hoe vohitr' i Jaira, mandrak' androany. Yaïr, fils de Manassé, s'était emparé de toute la confédération d' Argob jusqu' aux frontières des Geshurites et des Maakatites, qu' il appela - ce Bashân - de son nom " Douars de Yaïr " jusqu'à ce jour.
...............
Deo / Dt 4.43 Namely, Bezer in the wilderness, in the plain country, of the Reubenites; and Ramoth in Gilead, of the Gadites; and Golan in Bashan, of the Manassites. dia Bazera any an-efitra, amin' ny tany lemaka, an' ny Robenita; ary Ramota-gileada an' ny Gadita; ary Golana any Basana an' ny Manasita. Dia Bosora any an' efitra amin' ny tany lemaka, ho an' ny Robenita; Ramota any Galaada, ho an' ny Gadita; ary Golàna any Basàna ho an' ny Manasita. C'étaient, pour les Rubénites, Béçèr, dans le désert, sur le Haut-Plateau ; pour les Gadites, Ramot en Galaad ; pour les Manassites, Golân en Bashân.
...............
Deo / Dt 4.47 And they possessed his land, and the land of Og king of Bashan, two kings of the Amorites, which were on this side Jordan toward the sunrising; ka dia azony ny tanin' i Sihona sy ny tanin' i Oga, mpanjakan' i Basana, dia ny mpanjaka roa tamin' ny Amorita, izay tany an-dafy atsinanan' i Jordana, Naka ny tanin' io ho fananany izy ireo mbamin' ny an' i Oga mpanjakan' i Basàna, an-dafin' i Jordany any atsinanana; et s'étaient emparés de son pays, ainsi que du pays d' Og, roi du Bashân, - tous deux rois amorites au-delà du Jourdain à l' orient,
...............
Deo / Dt 29.6 Ye have not eaten bread, neither have ye drunk wine or strong drink: that ye might know that I am the Lord your God. Ary nony tonga tamin' ity tany ity ianareo, dia nivoaka Sihona, mpanjakan' i Hesbona, sy Oga, mpanjakan' i Basana, hiady amintsika, dia resintsika izy roa lahy. Toy izany no nahatongavanareo teto amin' ity toerana ity. Nivoaka nitsena antsika hiady tamintsika Sehona mpanjakan' i Hesebona, sy Oga mpanjakan' i Basàna, fa resintsika, Puis vous êtes venus en ce lieu. Sihôn, roi de Heshbôn, et Og, roi du Bashân, sont sortis à notre rencontre pour nous combattre, mais nous les avons battus.
...............
Deo / Dt 32.14 Butter of kine, and milk of sheep, with fat of lambs, and rams of the breed of Bashan, and goats, with the fat of kidneys of wheat; and thou didst drink the pure blood of the grape. Sy rononomandrin' omby sy rononon' ondry aman' osy Mbamin' ny tavin' ny zanak' ondry Sy ondrilahin' i Basana sy osilahy Ary vary izay vokatra indrindra; Ary nisotro divay mahery avy tamin' ny ran' ny voaloboka ianao. ary ny hero-dronono avy amin' ny ombivavy sy ny rononon' ny ondry, mbamin' ny tavin' ny zanak' ondry, sy ny ondrilahy teraka tany Basana sy ny osilahy, ary ny vary faran' izay tsara indrindra; ary ny ran' ny salohim-boaloboka no nosotroinao dia ny divay mandroatra. le lait caillé des vaches et le lait des brebis avec la graisse des pâturages, les béliers, race du Bashân, et les boucs avec la graisse des grains du froment, et pour boisson le sang de la grappe qui fermente.
...............
Deo / Dt 33.22 And of Dan he said, Dan is a lion' s whelp: he shall leap from Bashan. Ary ny amin' Dana dia hoy izy: Dana dia zana-diona; Miantsampy avy ao Basana izy. Ny amin' i Dana hoy izy: Dana dia liona vantony, miantoraka avy ao Basana. Il dit sur Dan : Dan est un jeune lion qui s'élance du Bashân.

  Joshua Josoa Josoe Livre de Josué
...............
Jos 9.10 And all that he did to the two kings of the Amorites, that were beyond Jordan, to Sihon king of Heshbon, and to Og king of Bashan, which was at Ashtaroth. ary izay rehetra nataony tamin' ny mpanjaka roa tamin' ny Amorita, izay tany an-dafin' i Jordana, dia Sihona, mpanjakan' i Hesbona, sy Oga, mpanjakan' i Basana, izay tany Astarta. ary ny nanaovany ny mpanjakan' ny Amoreana roa lahy tany an-dafin' i Jordany, dia Sehona mpanjakan' i Hasebona sy Oga mpanjakan' i Basàna, izay nonina tany Astarota. et de tout ce qu' il a fait aux deux rois des Amorites qui vivaient au-delà du Jourdain, Sihôn, roi de Heshbôn, et Og, roi du Bashân, qui vivait à Ashtarot.
...............
Jos 12.4 And the coast of Og king of Bashan, which was of the remnant of the giants, that dwelt at Ashtaroth and at Edrei, Ary azony koa ny tanin' i Oga, mpanjakan' i Basana, isan' ny Refaita sisa, izay nitoetra tany Astarta sy Edrehy, Ny tanin' i Oga, mpanjakan' i Basàna, isan' ny sisan' ny Refaima nonina tao Astarota sy Edraia: Og, roi du Bashân, un des derniers Rephaïm, qui habitait à Ashtarot et à Édréï,
Jos 12.5 And reigned in mount Hermon, and in Salcah, and in all Bashan, unto the border of the Geshurites and the Maachathites, and half Gilead, the border of Sihon king of Heshbon. sy nanjaka tany an-tendrombohitra Hermona sy tany Saleka ary tany Basana rehetra hatramin' ny fari-tanin' ny Gesorita sy ny Makatita ary ny antsasak' i Gileada, fari-tanin' i Sihona, mpanjakan' i Hesbona. ny takatry ny fahefany dia ny tendrombohitra Hermona, Salekà, Basàna rehetra, hatramin' ny faritry ny tanin' ny Gesorima sy ny Makatiana ary ny antsasak' i Galaada, faritanin' i Sehona mpanjakan' i Hesebona. avait pour domaine le mont Hermon et Salka, tout le Bashân jusqu'à la frontière des Geshurites et des Maakatites, et la moitié de Galaad jusqu' aux frontières de Sihôn, roi de Heshbôn.
...............
Jos 13.11 And Gilead, and the border of the Geshurites and Maachathites, and all mount Hermon, and all Bashan unto Salcah; ary Gileada sy ny tanin' ny Gesorita sy ny Makatita sy ny tendrombohitra Hermona rehetra ary Basana rehetra hatrany Saleka, Galaada, ny faritanin' ny Gesoriana sy ny Makatiana, ny tendrombohitra Hermona rehetra ary Basana rehetra hatrany Salekà; Puis le Galaad et le territoire des Geshurites et des Maakatites, avec tout le massif de l' Hermon et le Bashân en entier, jusqu'à Salka;
Jos 13.12 All the kingdom of Og in Bashan, which reigned in Ashtaroth and in Edrei, who remained of the remnant of the giants: for these did Moses smite, and cast them out. dia ny fanjakana rehetra an' i Oga tany Basana, izay nanjaka tany Astarta sy Edrehy (izy ihany no sisa tamin' ny Refaita); fa resin' i Mosesy ireny ka noroahiny. ny fanjakana rehetra tany Basana an' i Oga, izay nanjaka tany Astarota sy tany Edraia; izy io no hany sisa tamin' ny Refaima: resin' i Moizy ireo mpanjaka ireo ka noroahiny. et dans le Bashân, tout le royaume de Og qui avait régné à Ashtarot et à Édréï, et fut le dernier survivant des Rephaïm. Moïse avait vaincu et dépossédé ces deux rois.
...............
Jos 13.30 And their coast was from Mahanaim, all Bashan, all the kingdom of Og king of Bashan, and all the towns of Jair, which are in Bashan, threescore cities: Ny fari-taniny hatrany Mahanaima, dia Basana rehetra, izay fanjakana rehetra an' i Oga, mpanjakan' i Basana, ary ny tanàna madinika rehetra an' i Jaira, izay any Basana, dia tanàna enim-polo. ka izao no faritaniny, hatrany Manaima: Basana rehetra, ny fanjakana rehetra an' i Jaira any Basana, dia tanàna enimpolo. Ils eurent pour territoire à partir de Mahanayim tout le Bashân, tout le royaume de Og, roi du Bashân, tous les Douars de Yaïr en Bashân, soit soixante villes.
Jos 13.31 And half Gilead, and Ashtaroth, and Edrei, cities of the kingdom of Og in Bashan, were pertaining unto the children of Machir the son of Manasseh, even to the one half of the children of Machir by their families. Ary ny antsasak' i Gileada sy Astarta ary Edrehy, tanàna amin' ny fanjakan' i Oga any Basana, dia an' ny taranak' i Makira, zanak' i Manase, dia ho an' ny antsasaky ny taranak' i Makira araka ny fokony. Ny antsasak' i Galaada sy Astarota ary Edraia, tanàna amin' ny fanjakan' i Oga, any Basàna, dia nomena ny taranak' i Makira zanak' i Manase, dia ny antsasaky ny taranak' i Makira, araka ny fianakaviany. La moitié de Galaad ainsi qu' Ashtarot et Édréï, villes royales de Og en Bashân, passèrent aux fils de Makir, fils de Manassé, à la moitié des fils de Makir selon leurs clans.
Jos 17.1 There was also a lot for the tribe of Manasseh; for he was the firstborn of Joseph; to wit, for Machir the firstborn of Manasseh, the father of Gilead: because he was a man of war, therefore he had Gilead and Bashan. Ary nahazo zara-tany tamin' ny filokana koa ny firenen' i Manase (fa izy no lahimatoan' i Josefa), dia Makira, lahimatoan' i Manase, rain' i Gileada, fa izy no mpanafika ka nahazo an' i Gileada sy Basana. Mbola nisy zara tany koa ho an' ny fokon' i Manase araka ny filokana noho izy lahimatoan' i Josefa. Makira lahimatoan' i Manase sy rain' i Galaada dia nahazo an' i Galaada sy Basana, satria lehilahy mpiantafika izy. Le lot de la tribu de Manassé - il était en effet le premier-né de Joseph - fut d' abord pour Makir, premier-né de Manassé, père de Galaad, parce qu' il était un homme de guerre; il eut le Galaad et le Bashân.
...............
Jos 17.5 And there fell ten portions to Manasseh, beside the land of Gilead and Bashan, which were on the other side Jordan; Dia nahazo anjaram-polo Manase afa-tsy ny tany Gileada sy Basana, izaY any an-dafin' i Jordana, Koa nahazo anjaram-polo Manase, afa-tsy ny tany Galaada sy Basàna, any an-dafin' i Jordany, Il échut donc à Manassé dix parts outre le pays de Galaad et de Bashân, situé au-delà du Jourdain,
...............
Jos 20.8 And on the other side Jordan by Jericho eastward, they assigned Bezer in the wilderness upon the plain out of the tribe of Reuben, and Ramoth in Gilead out of the tribe of Gad, and Golan in Bashan out of the tribe of Manasseh. Ary dia nifidy an' i Bezera any an-efitra amin' ny tany lemaka izay an' ny firenen' i Robena izy, ary Ramota izay any Gileada, an' ny firenen' i Gada, ary Golana any Basana, izay an' ny firenen' i Manase, any an-dafy atsinanan' i Jordana, tandrifin' i Jeriko. Any an-dafin' i Jordany tandrifin' i Jerikao any atsinanana dia ireto no nofidiny: Bosora, any an' efitra, any amin' ny tany lemaka, an' ny fokon-dRobena; Ramota, any Galaada, an' ny fokon' i Gada; ary Gaolona, any Basàna, an' ny fokon' i Manase. De l' autre côté du Jourdain de Jéricho, à l' orient, on désigna dans le désert, sur le plateau, Béçèr de la tribu de Ruben, Ramot en Galaad, de la tribu de Gad et Golân en Bashân, de la tribu de Manassé.
...............
Jos 21.6 And the children of Gershon had by lot out of the families of the tribe of Issachar, and out of the tribe of Asher, and out of the tribe of Naphtali, and out of the half tribe of Manasseh in Bashan, thirteen cities. Ary ny loka azon' ny taranak' i Gersona dia tanàna telo ambin' ny folo, avy tamin' ny fokon' ny firenen' Isakara sy ny firenen' i Asera sy ny firenen' i Naftaly ary tamin' ny antsasaky ny firenen' i Manase any Basana. Tanàna telo ambin' ny folo, tamin' ny fianakaviana fokon' Isakara sy fokon' i Asera ary fokon' i Neftalì, sy antsasa-pokon' i Manase, any Basàna, no azon' ny taranak' i Gersona tamin' ny loka. Aux fils de Gershôn, selon leurs clans, échurent treize villes des tribus d' Issachar, d' Asher, de Nephtali et de la demi-tribu de Manassé en Bashân.
...............
Jos 21.27 And unto the children of Gershon, of the families of the Levites, out of the other half tribe of Manasseh they gave Golan in Bashan with her suburbs, to be a city of refuge for the slayer; and Beeshterah with her suburbs; two cities. Ary izao no azon' ny taranak' i Gersona isan' ny fokon' ny Levita; avy tamin' ny antsasaky ny firenen' i Manase dia Golana any Basana sy ny tany manodidina azy, ho tanàna fandosirana ho an' izay nahafaty olona, ary Bestera sy ny tany manodidina azy, dia tanàna roa; Izao no nomena ny taranak' i Gersona, anisan' ny fianakavian' ny Levita: avy amin' ny antsasaky ny fokon' i Manase, ilay tanàna fialofan' izay namono olona, dia Gaolòna, any Basàna, sy ny manodidina azy; ary koa Bosrà sy ny manodidina azy; tanàna roa. Aux fils de Gershôn, de clans lévitiques, on donna, de la demi-tribu de Manassé, Golân en Bashân, ville de refuge pour le meurtrier, et Ashtarot, avec leurs pâturages : deux villes.
...............
Jos 22.7 Now to the one half of the tribe of Manasseh Moses had given possession in Bashan: but unto the other half thereof gave Joshua among their brethren on this side Jordan westward. And when Joshua sent them away also unto their tents, then he blessed them, Ary ny antsasaky ny firenen' i Manase efa nomen' i Mosesy lova tany Basana; fa ny antsasany kosa efa nomen' i Josoa teo amin' ny rahalahiny etý an-dafy andrefan' i Jordana. Ary raha nampodin' i Josoa ho any amin' ny lainy koa ireo, dia notsofiny rano izy Moizy no nanoma faritany, any amin' i Basàna, ho an' ny antsasaky ny fokon' i Manase, ary Josoe kosa no nanome faritany ny antsasany sisa amin' ny rahalahiny aty an-dafin' i Jordany aty andrefana. Nony nampody azy ireo ho any an-dainy Josoe dia nitso-drano azy, Moïse avait donné à une moitié de la tribu de Manassé un territoire en Bashân; à la seconde moitié, Josué en donna un autre au milieu de ses frères, sur la rive occidentale du Jourdain. Comme il les renvoyait à leurs tentes, Josué les bénit

  1st Book of Kings 1 Mpanjaka Mpanjaka I 1er Livre des Rois
...............
1Mp 4.13 The son of Geber, in Ramothgilead; to him pertained the towns of Jair the son of Manasseh, which are in Gilead; to him also pertained the region of Argob, which is in Bashan, threescore great cities with walls and brasen bars: Beni-gabera tao Ramota-gileada; ny tanàna madinika an' i Jaïra, zanak' i Manase, izay any Gileada, no azy; azy koa ny tany Argoba, izay any Basana, dia tanana enim-polo lehibe nisy manda sy hidy varahina; Ben-Gabera tao Ramotan' i Galaada; izao no azy: ny tanàna madinik' i Jaira, zanak' i Manase, any Galaada; ny tany Argoba, any Basàna, misy tanàna lehibe enimpolo, mimanda sy misy hidy varahina; Fils de Géber, à Ramot de Galaad ; il avait les Douars de Yaïr, fils de Manassé, qui sont en Galaad ; il avait le territoire d' Argob qui est en Bashân, soixante villes fortes, emmurées et verrouillées de bronze.
...............
1Mp 4.19 Geber the son of Uri was in the country of Gilead, in the country of Sihon king of the Amorites, and of Og king of Bashan; and he was the only officer which was in the land. Gabera, zanak' i Ory, tany amin' ny tany Gileada, tanin' i Sihona, mpanjakan' ny Amorita, sy Oga, mpanjakan' i Basana; ary izy ihany no voatendry ho amin' izany tany izany. Gabara zanak' i Orì, tamin' ny tany Galaada, amin' ny tanin' i Sehona, mpanjakan' ny Amoreana, sy Oga mpanjakan' i Basàna, fa iray ihany no mpikarakara tamin' izany tany izany. Géber fils d' Uri, au pays de Gad, le pays de Sihôn roi des Amorites et d' Og roi du Bashân. En plus, il y a avait un préfet qui était dans le pays.

  2nd Book of Kings 2 Mpanjaka Mpanjaka II 2ème Livre des Rois
...............
2Mp 10.33 From Jordan eastward, all the land of Gilead, the Gadites, and the Reubenites, and the Manassites, from Aroer, which is by the river Arnon, even Gilead and Bashan. hatrany Jordana no ho miantsinanana, dia ny tany Gileada rehetra, ny Gadita sy ny Robenita ary ny Manasita, hatrany Aroera, izay eo amoron' ny lohasahan-driaka Arnona, dia Gileada sy Basana. hatrany Jordany any amin' ny fiposahan' ny masoandro, dia ny tany Galaada rehetra, ny Gadita, ny Robenita, ny Manasita, hatrany Aroera, amin' ny ranon-driaka Arnona, ka hatrany Galaada sy Basana. à partir du Jourdain vers le soleil levant, tout le pays de Galaad, le pays des Gadites, des Rubénites, des Manassites, depuis Aroèr qui est sur le torrent d' Arnon, Galaad et Bashân.

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 5.11 And the children of Gad dwelt over against them, in the land of Bashan unto Salcah: Ary ny taranak' i Gada nonina tandrifiny, teny amin' ny tany Basana hatrany Saleka; Ny taranak' i Gada, dia nonina tandrifin' ireo, tao amin' ny tany Basàna hatrany Selkà, dia ireto: A leur côté, les fils de Gad habitaient le pays du Bashân jusqu'à Salka :
1Tt / 1Tan 5.12 Joel the chief, and Shapham the next, and Jaanai, and Shaphat in Bashan. Joela no lohany, dia Safama no manarakaraka, dia Janay sy Safata tany Basana. Joela filohany, Safàna no manarakaraka, vao Janaì sy Safata tany Basàna. Yoèl en tête, Shapham le second, puis Yanaï et Shaphat en Bashân.
...............
1Tt / 1Tan 5.16 And they dwelt in Gilead in Bashan, and in her towns, and in all the suburbs of Sharon, upon their borders. Ary nonina tany Gileada sy tany Basana sy tamin' ny zana-bohiny ary tamin' ny tany rehetra an-tsisin' i Sardna manodidina izy. Nonina tany Galada tany Basàna izy ireo ary tany amin' ny tanàna momba azy sy amin' ny tanimbilon' i Saròna, hatrany an-tsisiny. Tamin' ny andron' i Joatama mpanjakan' i Jodà, sy ny andron' i Jeroboama, mpanjakan' Israely, Ils étaient établis en Galaad, en Bashân et ses dépendances, ainsi que dans tous les pâturages du Sharon jusqu'à leurs extrêmes limites.
...............
1Tt / 1Tan 5.23 And the children of the half tribe of Manasseh dwelt in the land: they increased from Bashan unto Baalhermon and Senir, and unto mount Hermon. Ary ny taranaky ny antsasaky ny firenen' i Manase dia nonina tamin' ny tany; ary nihamaro izy hatrany Basana ka hatrany Bala-hermona sy Senira ary hatramin' ny tendrombohitra Hermona. Ny taranaky ny antsasaky ny fokon' i Manase dia nonina tamin' ny tany hatrany Basana ka hatrany Baal-Hermona sy Sanira ary ny tendrombohitra Hermona; maro izy ireo. Les fils de la demi-tribu de Manassé s'établirent dans le pays entre Bashân et Baal-Hermôn, le Senir et le mont Hermon. Ils étaient nombreux.
...............
1Tt / 1Tan 6.47 The son of Mahli, the son of Mushi, the son of Merari, the son of Levi. Ary ny an' ny taranak' i Gersona araka ny fokony dia tanàna telo ambin' ny folo tamin' ny firenen' Isakara sy ny firenen' i Asera sy ny firenen' i Naftaly ary ny firenen' i Manase any Basana. Ny tarakan' i Gersoma, araka ny fianakaviany, dia nahazo tanàna telo ambin' ny folo, avy amin' ny fokon' Isakara sy ny fokon' i Asera, ary ny fokon' i Neftalì, sy ny fokon' i Manase, tany Basòna. Les fils de Gershom et leurs clans obtinrent treize villes prises sur la tribu d' Issachar, la tribu d' Asher, la tribu de Nephtali et la tribu de Manassé en Bashân.
...............
1Tt / 1Tan 6.56 But the fields of the city, and the villages thereof, they gave to Caleb the son of Jephunneh. Ary ny an' ny taranak' i Gersona dia Golana any Basana sy ny tany manodidina azy ary Astarta, sy ny tany manodidina azy avy tamin' ny antsasaky ny firenen' i Manase; Ny nomena ny taranak' i Gersoma avy amin' ny fianakavian' ny antsasa-pokon' i Manase: Gaolona any Basòna, mbamin' ny tany fiandrasana biby momba azy; Astarota mbamin' ny tany fiandrasana biby momba azy; Pour les fils de Gershom, on prit, sur les clans de la demi-tribu de Manassé, Golân en Bashân et ses pâturages, Ashtarot et ses pâturages, -

  Book of Nehemiah Nehemia Nehemia Livre de Néhémie
...............
Neh / Ne 9.22 Moreover thou gavest them kingdoms and nations, and didst divide them into corners: so they possessed the land of Sihon, and the land of the king of Heshbon, and the land of Og king of Bashan. Ary nanome azy fanjakana sy firenena maro Hianao, ka voazaranao araka ny faritaniny avy ireny; ka dia nahazo ny tanin' i Sihona sy ny tanin' ny mpanjakan' i Hesbona ary ny tanin' i Oga, mpanjakan' i Basana, izy. Fanjakana amam-pirenena no natolotrao azy, ka nozarainao ho azy ireo ny faritanin' ireny, dia lasany avokoa ny tanin' i Sehona, ny tanin' ny mpanjakan' i Hesebona, ny tanin' i Oga mpanjakan' i Basana. Et tu leur livras des royaumes et des peuples et les leur attribuas en cantons frontaliers ils ont pris possession du pays de Sihôn, roi de Heshbôn, et du pays d' Og, roi du Bashân.

  The Psalms Salamo Salamo Les Psaumes
...............
Sal 22.12 Many bulls have compassed me: strong bulls of Bashan have beset me round. Mitangorona amiko ireo ombilahy be, ny maherin' i Basana manemitra ahy. Aza manalavitra ahy hianao fa akaiky ny fahoriana, satria tsy misy olona tonga hamonjy ahy. Ne sois pas loin : proche est l' angoisse, point de secours!
Sal 22.13 They gaped upon me with their mouths, as a ravening and a roaring lion. Misanasana vava amiko izy; eny, liona mamiravira sy mierona izy. Itangoronan' ombalahy maro aho; temeran' ny maherin' i Basàna aho. Des taureaux nombreux me cernent, de fortes bêtes de Bashân m' encerclent;
...............
Sal 68.15 The hill of God is as the hill of Bashan; an high hill as the hill of Bashan. Tendrombohitr' Andriamanitra ny tendrombohitr' i Basana. Tendrombohitra maro tampona ny tendrombohitr' i Basana. Nony nahelin' ny Tsitoha ny mpanjaka ao amin' ny tany, dia latsaka tao Selmona ny oram-panala. quand Shaddaï disperse les rois, c' est par elle qu' il neige sur le Mont-sombre.
Sal 68.16 Why leap ye, ye high hills? this is the hill which God desireth to dwell in; yea, the Lord will dwell in it for ever. Ry tendrombohitra maro tampona, nahoana ianareo no mihendry ny tendrombohitra izay tian' Andriamanitra hitoerany? eny, hitoetra ao mandrakizay Jehovah. Ry tendrombohitr' Andriamanitra, ry tendrombohitr' i Basàna, Montagne de Dieu, la montagne de Bashân! Montagne sourcilleuse, la montagne de Bashân!
...............
Sal 68.22 The Lord said, I will bring again from Bashan, I will bring my people again from the depths of the sea: Lazain' ny Tompo hoe: hampody ny any Basana Aho; hampody ny amin' ny ranomasina lalina Aho, Eny, Andriamanitra hanorotoro ny loha' ny fahavalony, dia ny handrina be volon' izay mandeha amin' ny haratsiana. mais Dieu défonce la tête de ses ennemis, le crâne chevelu du criminel qui rôde.
Sal 68.23 That thy foot may be dipped in the blood of thine enemies, and the tongue of thy dogs in the same. Mba hampihosenanao rà ny tongotrao, ary ho anjaran' ny lelan' ny amboanao ny fahavalo. Ny Tompo nilaza hoe: Hampodiko avy any Basàna ireny, hampodiko avy any ambany ranomasina ireny, Le Seigneur a dit : "De Bashân je fais revenir, je fais revenir des abîmes de la mer,
...............
Sal 135.11 Sihon king of the Amorites, and Og king of Bashan, and all the kingdoms of Canaan: Dia Sihona, mpanjakan' ny Amorita, Sy Oga, mpanjakan' i Basana, Ary ny fanjakan' i Kanana rehetra; Sehona mpanjakan' ny Amoreana, Oga mpanjakan' i Basàna, mbamin' ny mpanjaka rehetra tany Kanaana, Sihôn, roi des Amorites, et Og, roi du Bashân, et tous les royaumes de Canaan;
...............
Sal 136.20 And Og the king of Bashan: for his mercy endureth for ever: Sy Oga, mpanjakan' i Basana (Fa mandrakizay ny famindram-pony), Sy Oga mpanjakan' i Basàna, fa mandrakizay ny famindram-pony. Et Og, roi du Bashân, car éternel est son amour!

  Book of Isaiah Isaia Izaia Livre d'Isaïe
...............
Isa / Iz 2.13 And upon all the cedars of Lebanon, that are high and lifted up, and upon all the oaks of Bashan, Dia ny sedera rehetra any Libanona, izay avo sady andrandraina, Sy ny hazo ôka rehetra any Basana hamelezana ny sedera avo sy manerinerina rehetra any Libàna, mbamin' ny oaka rehetra any Basàna; sur tous les cèdres du Liban, hautains et élevés, et sur tous les chênes de Basân;
...............
Isa / Iz 33.9 The earth mourneth and languisheth: Lebanon is ashamed and hewn down: Sharon is like a wilderness; and Bashan and Carmel shake off their fruits. Misaona ny tany ka milofika; Menatra Libanona ka malazo; Efa tonga tahaka ny tani-hay Sarôna, Ary manintsana Basana sy Karmela. Misaona sy milofika ny tany; menatra sy malazo i Libàna, zary sahala amin' i Arabah i Sarona, manitsan-dravina Basàna sy Karmely. Endeuillée, la terre languit. Couvert de honte, le Liban se dessèche, Saron est devenue comme la steppe, Bashân et le Carmel frémissent.

  Book of Jeremiah Jeremia Jeremia Livre de Jérémie
...............
Jer / Jr 22.20 Go up to Lebanon, and cry; and lift up thy voice in Bashan, and cry from the passages: for all thy lovers are destroyed. Miakara any Libanona, ka mitaraina; Dia asandrato any Basana ny feonao, ary mitaraina any Abarima; Fa ringana avokoa ireo tia anao. Miakara any Libàna, dia miantsoa mafy; manandrata feo any Basana! Miantsoa mafy any an-tampon' i Abarima, fa torotoro avokoa ireo lehilahinao. Monte sur le Liban pour crier, sur le Bashân donne de la voix, crie du haut des Abarim, car tous tes amants sont écrasés!
...............
Jer / Jr 50.19 And I will bring Israel again to his habitation, and he shall feed on Carmel and Bashan, and his soul shall be satisfied upon mount Ephraim and Gilead. Ary hampodiko ho any amin' ny saha fiandrasana azy indray ny Isiraely, ka hihinana ao Karmela sy Basana izy; Ary any an-tany havoan' i Daima sy Gileada no hahavoky azy. Dia hampodiko ho any amin' ny fonenany indray Israely ka hiraotra eny Karmela sy eny Basàna izy; ary eny an-tendrombohitr' i Efraima sy Galaada, izy no handeha hivoky. Et je vais ramener Israël à son pacage pour qu' il paisse au Carmel et en Bashân; sur la montagne d' Ephraïm et en Galaad, il sera rassasié.

  Book of Ezekiel Ezekiela Ezekiela Livre d'Ezéchiel
...............
Eze / Ez 27.6 Of the oaks of Bashan have they made thine oars; the company of the Ashurites have made thy benches of ivory, brought out of the isles of Chittim. Oka avy any Basana no nanaovany ny fivoinao; hazo bokso avy any amin' ny moron-dranomasin' i Kitima no nataony fipetrahan' ny mpivoinao sady nasiany parike ivory. Oaka avy any Basana no nanaovany fivoy ho anao; ny bànao nataony tamin' ny ivoara voapetaka amin' ny boisy, avy amin' ny nosy Sitima. De chênes du Bashân ils t' ont fait des rames. Ils t' ont fait un pont d' ivoire incrusté dans du cèdre des îles de Kittim.
...............
Eze / Ez 39.18 Ye shall eat the flesh of the mighty, and drink the blood of the princes of the earth, of rams, of lambs, and of goats, of bullocks, all of them fatlings of Bashan. Ny nofon' ny lehilahy mahery no hohaninareo, ary ny ran' ireo mpanjakan' ny tany no hosotroinareo, dia ondrilahy sy zanak' ondry sy osilahy ary vantotr' ombilahy, samy mifahy avy any Basana izy rehetra. Nofon' ny lehilahy mahery no hohaninareo, ran' ny mpanapaka amin' ny tany no hosotroinareo, dia ondralahy, zanak' ondry, osilahy, vantotr' ombalahy, omby mifahy, avy any Basana, samy tafatambatra avokoa. Vous mangerez la chair des héros, vous boirez le sang des princes de la terre. Ce sont tous des béliers, des agneaux, des boucs, des taureaux gras du Bashân.

  Book of Amos Amosa Amosy Livre d'Amos
Amo / Am 4.1 Hear this word, ye kine of Bashan, that are in the mountain of Samaria, which oppress the poor, which crush the needy, which say to their masters, Bring, and let us drink. Mihainoa izao teny izao, ianareo vantotr' ombivavin' i Basana, izay eny an-tendrombohitr' i Samaria, dia ianareo izay mampahory ny mahantra sy manorotoro ny malahelo ary manao amin' ny vadinareo hoe: Mitondrà hosotrointsika. Henoinareo izao teny izao, ry ombivavin' i Basàna, izay eny an-tendromohitr' i Samaria, dia hianareo izay mampahory ny osa, sy manosihosy ny tsy manana, hianareo izay milaza amin' ny vadinareo hoe: Mitondrà hosotrointsika! Écoutez cette parole, vaches du Bashân qui êtes sur la montagne de Samarie, qui exploitez les faibles, qui maltraitez les pauvres, qui dites à vos maris : " Apporte et buvons ! "

  Book of Micah Mika Mikea Livre de Michée
...............
Mik / Mi 7.14 Feed thy people with thy rod, the flock of thine heritage, which dwell solitarily in the wood, in the midst of Carmel: let them feed in Bashan and Gilead, as in the days of old. Ny tehinao no ento miandry ny olonao, Dia ny ondry lovanao, Izay monina mitokana, dia any an' ala ao an-tampon' i Karmela; Aoka handrasana any Basana sy Gileada ireny Toy ny tamin' ny andro taloha ela. Andraso amin' ny tehinao ny vahoakanao dia ny ondry lovanao, izay monina mitokana any an' ala, eo afovoan' i Karmela; aoka hiraoka any Basàna sy any Galaada izy, toy ny tamin' ny andro taloha. Fais paître ton peuple sous ta houlette, le troupeau de ton héritage, qui demeure isolé dans les broussailles, au milieu des vergers. Puisse-t-il paître en Bashân et en Galaad comme aux jours antiques!

  Book of Nahum Nahoma Nahoma Livre de Nahum
...............
Nah Na 1.4 He rebuketh the sea, and maketh it dry, and drieth up all the rivers: Bashan languisheth, and Carmel, and the flower of Lebanon languisheth. Miteny mafy ny ranomasina izy ka mahatankina azy Ary mandritra ny ony rehetra; Malazo Basana sy Karmela. Ary malazo koa ny vonin' i Libanona. Mandrahona ny ranomasina izy dia ataony maina; ary ataony ritra ny ony rehetra. Malazo Basàna sy Karmely, malazo koa ny zava-manirin' i Libàna. Il menace la mer, il la met à sec, il fait tarir tous les fleuves. ... flétris sont Bashân et le Carmel, flétrie la verdure du Liban!

  Book of Zechariah Zakaria Zakaria Livre de Zacharie
...............
Zak / Za 11.2 Howl, fir tree; for the cedar is fallen; because the mighty are spoiled: howl, O ye oaks of Bashan; for the forest of the vintage is come down. Midradradradra, ry hazo kypreso! Fa efa nianjera ny sedera, Eny, fongotra ireo avo be; Midradradradrà, ianareo ôka any Basana! Fa ripaka ny ala mikirindro Midradradradrà, ry sipresa, fa lavo ny sedera, voasimba ny hazo tsara mahagaga. Midradradradrà, ry oaka ao Basàna, fa ripaka ny ala mikirindro! Gémis, genévrier, car le cèdre est tombé, car les majestueux sont ravagés. Gémissez, chênes de Bashân, car elle est abattue la forêt inaccessible.