Toko sy andininy momba Galgalà

  Deuteronomy Fifanekena na Detoronomia Fifanekena na Detoronomy Le Deutéronome
...............
Deo / Dt 11.30 Are they not on the other side Jordan, by the way where the sun goeth down, in the land of the Canaanites, which dwell in the champaign over against Gilgal, beside the plains of Moreh? Tsy any an-dafin' i Jordana va izy roa, any ankoatry ny lalana andrefana, amin' ny tanin' ny Kananita, izay monina eo amin' ny tani-hay tandrifin' i Gilgaly, eo anilan' ny hazo terebintan' i More? Ireo tendrombohitra roa ireo, dia moa tsy any an-dafin' i Jordany ambadiky ny làlana mihazo any andrefana, any amin' ny tanin' ny Kananeana, monina amin' ny Arabaha, tandrifin' i Galgalà, akaikin' ny terebintan' i More? Ces monts, on le sait, se trouvent au-delà du Jourdain, sur la route du couchant, dans le pays des Cananéens qui habitent la Araba, vis-à-vis de Gilgal, auprès du Chêne de Moré.

  Joshua Josoa Josoe Livre de Josué
...............
Jos 4.19 And the people came up out of Jordan on the tenth day of the first month, and encamped in Gilgal, in the east border of Jericho. Ary ny olona niakatra niala teo Jordana tamin' ny andro fahafolo tamin' ny volana voalohany ka nitoby tany Gilgala, teo amin' ny sisin-tany atsinanan' i Jeriko. Tamin' ny andro fahafolon' ny volana voalohany no niala teo Jordany ny vahoaka dia nitoby tao Galgalà, teo amin' ny sisintanin' i Jerikao farany atsinanana. Ce fut le dix du premier mois que le peuple remonta du Jourdain et campa à Gilgal, à la limite est de Jéricho.
Jos 4.20 And those twelve stones, which they took out of Jordan, did Joshua pitch in Gilgal. Ary ireny vato roa ambin' ny folo nalainy teo Jordana ireny dia natsangan' i Josoa tany Gilgala. Natsangan' i Josoe teo Galgalà, ny vato roa ambin' ny folo nalain' izy ireo tao Jordany, Quant à ces douze pierres qu' on avait prises dans le Jourdain, Josué les érigea à Gilgal.
...............
Jos 5.9 And the Lord said unto Joshua, This day have I rolled away the reproach of Egypt from off you. Wherefore the name of the place is called Gilgal unto this day. Dia hoy Jehovah tamin' i Josoa: Androany no nanakodiavako ny fandatsan' i Egypta ho afaka aminareo. Ary ny anaran' izany tany izany dia nataony hoe Gilgala mandraka androany. Ary hoy Iaveh tamin' i Josoe: Nesoriko ho afaka taminareo androany ny fahafaham-baraka tany Ejipta. Dia natao hoe Galgalà mandraka androany izany toerana izany. Alors Yahvé dit à Josué : " Aujourd' hui j' ai ôté de dessus vous le déshonneur de l'Égypte. " Aussi a-t-on appelé ce lieu du nom de Gilgal jusqu' aujourd' hui.
Jos 5.10 And the children of Israel encamped in Gilgal, and kept the passover on the fourteenth day of the month at even in the plains of Jericho. Ary ny Zanak' Isiraely nitoby tany Gilgala ka nitandrina ny Paska tamin' ny harivan' ny andro fahefatra ambin' ny folo tamin' ny volana, teo amin' ny tani-hay any Jeriko. Nitoby tao Galgalà ny zanak' Israely, dia nanao ny Paka, tamin' ny andro fahefatra ambin' ny folon' ny volana, rahefa harivariva ny andro, teo an-tany lemak' i Jerikao. Les Israélites campèrent à Gilgal et y firent la Pâque, le quatorzième jour du mois, le soir, dans la plaine de Jéricho.
...............
Jos 9.6 And they went to Joshua unto the camp at Gilgal, and said unto him, and to the men of Israel, We be come from a far country: now therefore make ye a league with us. Dia nankany amin' i Josoa teo an-toby tany Gilgala izy ireo ka niteny taminy sy tamin' ny Isiraelita nanao hoe: Avy any an-tany lavitra izahay; koa ankehitriny mba manaova fanekena aminay ianareo. Dia nankany amin' i Josoe tao an-toby tany Galgalà izy ireo, ka niteny taminy sy tamin' ny lehilahy rehetra tamin' Israely hoe: Avy any an-tany lavitra izahay; koan ankehitriny, aoka mba hanao fanekena aminay hianareo. Ils arrivèrent au camp de Gilgal, auprès de Josué, et lui dirent ainsi qu' aux hommes d' Israël : " Nous venons d' un pays lointain, faites donc alliance avec nous. "
...............
Jos 10.6 And the men of Gibeon sent unto Joshua to the camp to Gilgal, saying, Slack not thy hand from thy servants; come up to us quickly, and save us, and help us: for all the kings of the Amorites that dwell in the mountains are gathered together against us. Ary ny mponina tao Gibeona dia naniraka olona ho any amin' i Josoa teo an-toby tany Gilgala hanao hoe: Aza mampiketraka ny tananao tsy hamonjy ny mpanomponao; miakara faingana ho atý aminay, ary vonjeo sy ampio izahay; fa miangona hamely anay ny mpanjaka rehetra amin' ny Amorita izay monina any amin' ny tany havoana. Dia naniraka olona ny mponina ao Gabaona nilaza tamin' i Josoe tao an-tobin' i Galgalà hoe: Aza manohon-tànana tsy manampy ny mpanomponao, fa miakara faingana ho aty aminay, afaho izahay, ampio izahay, fa nikambana hamely anay ny mpanjakan' ny Amoreana rehetra monina amin' ny tendrombohitra. Les gens de Gabaôn envoyèrent dire à Josué, au camp de Gilgal : " Ne délaisse pas tes serviteurs, hâte-toi de monter jusqu'à nous pour nous sauver et nous secourir, car tous les rois amorites qui habitent la montagne se sont coalisés contre nous. "
Jos 10.7 So Joshua ascended from Gilgal, he, and all the people of war with him, and all the mighty men of valour. Dia niakatra niala tany Gilgala Josoa sy ny mpanafika rehetra teo aminy, dia ny lehilahy mahery rehetra. Dia niakatra avy any Galgalà Josoe sy ny mpiantafika rehetra niaraka taminy, mbamin' ny mpiady mahery rehetra. Josué monta de Gilgal, lui, tous les gens de guerre et toute l'élite de l' armée.
...............
Jos 10.9 Joshua therefore came unto them suddenly, and went up from Gilgal all night. Ary tonga tampoka tamin' ireo Josoa; fa nanao lava alina-avy tany Gilgala izy. Nirotsaka tampoka tamin' izy ireo Josoe: fa nanao lava alina izy no niakatra avy any Galgalà, Josué arriva sur eux à l' improviste, après avoir marché toute la nuit depuis Gilgal.
...............
Jos 10.15 And Joshua returned, and all Israel with him, unto the camp to Gilgal. Ary Josoa sy ny Isiraely rehetra dia niverina nankany an-toby tany Gilgala. Dia niverina nankany an-toby any Galgalà Josoe sy Israely rehetra niaraka taminy koa. Josué, et avec lui tout Israël, revint au camp de Gilgal.
...............
Jos 10.43 And Joshua returned, and all Israel with him, unto the camp to Gilgal. Dia niverina Josoa sy ny Isiraely rehetra teo aminy ho any an-toby tany Gilgala. Rahefa izany dia niverina nankany an-toby any Galgalà Josoe, sy Israely rehetra niaraka taminy koa. Puis Josué, avec tout Israël, revint au camp de Gilgal. Coalition des rois du Nord.
...............
Jos 12.23 The king of Dor in the coast of Dor, one; the king of the nations of Gilgal, one; ny mpanjakan' i Dora eo amin' ny havoan' i Dora, iray; ny mpanjakan' ny firenen-tsamy hafa any Gilgala, iray; ny mpanjakan' i Dora, eo amin' ny havoan' i Dora, iray; ny mpanjakan' i Gojima, iray; Le roi de Dor, aux coteaux de Dor, un; le roi des nations en Galilée, un;
...............
Jos 14.6 Then the children of Judah came unto Joshua in Gilgal: and Caleb the son of Jephunneh the Kenezite said unto him, Thou knowest the thing that the Lord said unto Moses the man of God concerning me and thee in Kadeshbarnea. Dia nankany amin' i Josoa tany Gilgala ny taranak' i Joda; ary Kaleba, zanak' i Jefone, Kenizita, nanao taminy hoe: Fantatrao ny teny izay nolazain' i Jehovah tamin' i Mosesy, lehilahin' Andriamanitra, ny amiko sy ianao tany Kadesi-barnea. Nanatona an' i Josoe ny taranak' i Jodà tany Galgalà, ary Kaleba zanak' i Jefone, Kenezeana, nanao taminy hoe: Fantatrao izay nolazain' ny Tompo tamin' i Moizy olon' Andriamanitra ny amiko sy ny aminao tany Kadesa-Barne. Des fils de Juda vinrent trouver Josué à Gilgal, et Caleb, fils de Yephunné, le Qenizzite, lui dit : " Tu sais bien ce que Yahvé a dit à Moïse, l' homme de Dieu, à mon sujet et au tien à Cadès Barné.
...............
Jos 15.7 And the border went up toward Debir from the valley of Achor, and so northward, looking toward Gilgal, that is before the going up to Adummim, which is on the south side of the river: and the border passed toward the waters of Enshemesh, and the goings out thereof were at Enrogel: dia niakatra ho any Debira hatramin' ny lohasaha Akora ary nianavaratra manandrify an' i Gilgala tandrifin' ny fiakarana Adomina, izay eo atsimon' ny lohasahan-driaka, dia nandroso hatramin' ny rano Ensemesy ary nihatra tany En-rogela, niakatra any Debera, nony mby eo amin' ny lohasaha Akora ny faritry ny tany dia nihodina mianavaratra mankany Galgalà, izay manandrify ny fiakaran' i Adomima, atsimon' ny ranon-driaka, ary ny faritry ny tany nihazo tao akaikin' ny ranon' i En-Semesa, ka nihatra hatrany En-Rogela. Puis la frontière montait à Debir, depuis la vallée d' Akor, et tournait au nord vers le cercle de pierres qui est en face de la montée d' Adummim, laquelle est au sud du Torrent. La frontière passait aux eaux de En-Shémesh et aboutissait à En-Rogel.

  Judges Mpitsara Mpitsara Livre des Juges
Mts / Mpits 2.1 And an angel of the Lord came up from Gilgal to Bochim, and said, I made you to go up out of Egypt, and have brought you unto the land which I sware unto your fathers; and I said, I will never break my covenant with you. Ary Ilay Anjelin' i Jehovah niakatra avy tany Gilgala ka nankany Bokima, dia nanao hoe: Nitondra anareo niakatra avy tany Egypta Aho ka nampiditra anareo eto amin' ny tany izay nianianako tamin' ny razanareo homena azy, ka hoy Izaho: Tsy hanatsoaka ny fanekeko taminareo Aho mandrakizay; Ary niakatra avy any Galgalà ny anjelin' ny Tompo nankany Bokima, ka nanao hoe: Nitondra anareo niakatra avy tany Ejipta aho; dia nampiditra anareo amin' ny tany izay nianianako tamin' ny razanareo homena anareo. Hoy aho hoe: Tsy hanatsoaka ny fanekeko aminareo mandrakizay aho, L' Ange de Yahvé monta de Gilgal à Béthel et il dit : " Je vous ai fait monter d'Égypte et je vous ai amenés dans ce pays que j' avais promis par serment à vos pères. J' avais dit : "Je ne romprai jamais mon alliance avec vous.
...............
Mts / Mpits 3.19 But he himself turned again from the quarries that were by Gilgal, and said, I have a secret errand unto thee, O king: who said, Keep silence. And all that stood by him went out from him. Fa nony tonga teo amin' ny fihadiam-bato izay any Gilgala kosa izy, dia niverina ka nanao hoe: Misy teny holazaiko mangingina aminao, ry mpanjaka ô. Dia hoy kosa izy: Mialà kely ianareo, rizareo. Ary izay rehetra nitsangana teo anoloany dia niala teo aminy. fa izy kosa dia niverina, avy hatreo amin' ilay sampy vato akaikin' i Galgalà ka nanao hoe: Ry mpanjaka ô, misy zavatra tsy ambara telo holazaiko aminao. Ka hoy ny mpanjaka: Mangina! Dia nivoaka avokoa izay olona rehetra teo aminy. Mais lui-même, arrivé aux Idoles qui sont près de Gilgal, revint et dit : " J' ai un message secret pour toi, ô roi. " Le roi répondit : " Silence! " et tous ceux qui se trouvaient auprès de lui sortirent.

  1st Samuel 1 Samoela Samoela I 1er Livre de Samuel
...............
1Sm / 1Sam 7.16 And he went from year to year in circuit to Bethel, and Gilgal, and Mizpeh, and judged Israel in all those places. Ary nandeha isan-taona isan-taona izy nitety any Betela sy Gilgala ary Mizpa ka nitsara ny Isiraely teo amin' ireo tanàna rehetra ireo. Isan-taona, dia nandeha izy nitety an' i Betela sy Galgalà ary Masfà ka nitsara an' Israely tamin' ireo fitoerana rehetra ireo. Il allait chaque année faire une tournée par Béthel, Gilgal, Miçpa, et il jugeait Israël en tous ces endroits.
...............
1Sm / 1Sam 10.8 And thou shalt go down before me to Gilgal; and, behold, I will come down unto thee, to offer burnt offerings, and to sacrifice sacrifices of peace offerings: seven days shalt thou tarry, till I come to thee, and shew thee what thou shalt do. Ary ianao hidina eo alohako ho any Gilgala, ary indro aho hidina ho any aminao mba hanatitra fanatitra dorana sy fanati-pihavanana; ka hafitoana no hitoeranao mandra-pahatongako aminao, dia holazaiko aminao izay hataonao. Ary midìna alohako any Galgalà, ary indro fa hidina aho hanatona anao, mba hanatitra sorona dorana mandra-pahatongako any aminao, dia holazaiko aminao izay tokony hataonao. Tu descendras avant moi à Gilgal et je t' y rejoindrai pour offrir des holocaustes et immoler des sacrifices de communion. Tu attendras sept jours que je vienne vers toi et je t' apprendrai ce que tu dois faire. "
...............
1Sm / 1Sam 11.14 Then said Samuel to the people, Come, and let us go to Gilgal, and renew the kingdom there. Ary hoy Samoela tamin' ny vahoaka: Andeha isika hankany Gilgala hanavao ny fanjakana any. Ary hoy Samoela tamin' ny vahoaka: Andeha isika ho any Galgalà, hanavao ny fanjakana any. Puis Samuel dit au peuple : " Venez et allons à Gilgal et nous y renouvellerons la royauté. "
1Sm / 1Sam 11.15 And all the people went to Gilgal; and there they made Saul king before the Lord in Gilgal; and there they sacrificed sacrifices of peace offerings before the Lord; and there Saul and all the men of Israel rejoiced greatly. Dia lasa ny vahoaka nankany Gilgala; ary tany Gilgala no nananganany an' i Saoly ho mpanjaka teo anatrehan' i Jehovah; ary tany no nanaterany fanati-pihavanana teo anatrehan' i Jehovah, dia nifaly indrindra teo Saoly mbamin' ny lehilahy rehetra amin' ny Isiraely. Dia nankany Galgalà ny vahoaka rehetra ka nanangana an' i Saola ho mpanjaka, teo anatrehan' ny Tompo, tany Galgalà, ary teo no nanateran' izy ireo sorom-pisaorana teo anatrehan' ny Tompo; ary teo Saola sy ny lehilahy rehetra amin' Israely dia nanao firobirobiana fatratra. Tout le peuple se rendit à Gilgal et Saül y fut proclamé roi devant Yahvé, à Gilgal. Là, on immola devant Yahvé des sacrifices de communion, et Saül et tous les hommes d' Israël se livrèrent à de grandes réjouissances.
...............
1Sm / 1Sam 13.4 And all Israel heard say that Saul had smitten a garrison of the Philistines, and that Israel also was had in abomination with the Philistines. And the people were called together after Saul to Gilgal. Dia ren' ny Isiraely rehetra fa efa namely ny miaramilan' ny Filistina Saoly, ka dia halan' ny Filistina ny Isiraely. Dia nivory ny olona hanaraka an' i Saoly ho any Gilgala. Dia ren' Israely rehetra ny vaovao: Namely ny miaramilan' ny Filistina Saola, ary tonga mahadikidiky ny Filistina aza Israely. Ary nantsoina ho any amin' i Saola any Galgalà ny vahoaka. et tout Israël reçut la nouvelle : " Saül a tué le préfet des Philistins, Israël s' est même rendu odieux aux Philistins! " et le peuple se groupa derrière Saül à Gilgal.
...............
1Sm / 1Sam 13.7 And some of the Hebrews went over Jordan to the land of Gad and Gilead. As for Saul, he was yet in Gilgal, and all the people followed him trembling. Ary ny Hebreo sasany dia lasa nita an' i Jordana nankany amin' ny tany Gada sy Gileada. Fa Saoly mbola tany Gilgala ihany, ary ny vahoaka rehetra nanaraka azy, nefa toran-kovitra be ihany. Nisy Hebrio sasany koa nita an' i Jordany ho any amin' ny tany Gada sy Galaada. Saola izany dia mbola tany Galgalà ary tera-kovitra avokoa ny vahoaka nanaraka azy. Ils passèrent aussi par les gués du Jourdain, au pays de Gad et de Galaad. Saül était encore à Gilgal et le peuple tremblait derrière lui.
1Sm / 1Sam 13.8 And he tarried seven days, according to the set time that Samuel had appointed: but Samuel came not to Gilgal; and the people were scattered from him. Ary niandry hafitoana izy araka ny fotoana nataon' i Samoela; fa Samoela tsy mbola tonga tany Gilgala; ary ny olona niely nandao an' i Saoly. Niandry hafitoana izy, araka ny fotoana noferan' i Samoela. Nefa tsy tonga tany Galgalà Samoela, ka nihahaka lavitra an' i Saola ny vahoaka. Il attendit sept jours, selon le terme que Samuel avait fixé, mais Samuel ne vint pas à Gilgal et l' armée, quittant Saül, se débanda.
...............
1Sm / 1Sam 13.12 Therefore said I, The Philistines will come down now upon me to Gilgal, and I have not made supplication unto the Lord: I forced myself therefore, and offered a burnt offering. dia hoy izaho: Hidina amin' izao ny Filistina hamely ahy atý Gilgala, nefa tsy mbola nanao fifonana tamin' i Jehovah aho; dia sahy ihany aho ka nanatitra ny fanatitra dorana. dia niteny anakampo aho: Hidina hamely ahy aty Galgalà ity ny Filistina nefa aho mbola tsy nanao fifonana tamin' ny Tompo akory. Koa na dia tsy tiako velively aza, dia voatery nanatitra ny sorona dorana aho. Je me suis dit : Maintenant les Philistins vont descendre sur moi à Gilgal et je n' aurai pas apaisé Yahvé! Alors je me suis contraint et j' ai offert l' holocauste. "
...............
1Sm / 1Sam 13.15 And Samuel arose, and gat him up from Gilgal unto Gibeah of Benjamin. And Saul numbered the people that were present with him, about six hundred men. Dia niainga Samoela ka niala tany Gilgala hankany Gibean' ny Benjamina. Ary Saoly nandamina ny olona izay teo aminy, dia tokony ho enin-jato lahy reny. Dia niainga Samoela niakatra avy any Galgalà ho any Gabaàn' i Benjamina. Ary Saola nampanao matso ny olona teo aminy; sahabo ho enin-jato lahy ny isany. Samuel se leva et partit de Gilgal pour suivre son chemin. Ce qui restait du peuple monta derrière Saül à la rencontre des hommes de guerre et vint de Gilgal à Géba de Benjamin. Saül passa en revue la troupe qui se trouvait avec lui : il y avait environ six cents hommes.
...............
1Sm / 1Sam 15.12 And when Samuel rose early to meet Saul in the morning, it was told Samuel, saying, Saul came to Carmel, and, behold, he set him up a place, and is gone about, and passed on, and gone down to Gilgal. Ary nifoha maraina koa Samoela hitsena an' i Saoly, dia nisy nilaza tamin' i Samoela hoe: Saoly efa tonga ato Karmela, ary, indro, izy nanorina fahatsiarovana ho azy, dia nihodina ka nandroso nidina ho any Gilgala. Nifoha maraina koa Samoela hitsena an' i Saola, dia nisy nilaza tamin' i Samoela hoe: Tany Karmela Saola nanangana tsangam-bato ho azy, ary avy eo izy dia niverina dia nandroso lavidavitra sy nidina nankany Galgalà. Le matin, Samuel partit à la rencontre de Saül. On lui donna cette information : " Saül est allé à Karmel pour s' y dresser un trophée, puis il est reparti plus loin et il est descendu à Gilgal. "
...............
1Sm / 1Sam 15.21 But the people took of the spoil, sheep and oxen, the chief of the things which should have been utterly destroyed, to sacrifice unto the Lord thy God in Gilgal. Nefa nangalan' ny olona ondry aman' osy sy omby ny babo, dia izay soa avy tamin' ny zavatra haringana,1 mba hovonoina hatao fanatitra ho an' i Jehovah Andriamanitrao ao Gilgala. Ary ny vahoaka naka tamin' ny ondry sy ny omby izay santatry ny anatema mba hanaovana sorona amin' ny Tompo Andriamanitrao, any Galgalà. Dans le butin, le peuple a pris, en petit et en gros bétail, le meilleur de ce que frappait l' anathème pour le sacrifier à Yahvé ton Dieu à Gilgal. "
...............
1Sm / 1Sam 15.33 And Samuel said, As the sword hath made women childless, so shall thy mother be childless among women. And Samuel hewed Agag in pieces before the Lord in Gilgal. Fa hoy Samoela: Toy ny tsy nampananan' ny sabatrao zanaka ny vehivavy no tsy hananan' ny reninao zanaka kosa ao amin' ny vehivavy. Dia notetitetehin' i Samoela teo anatrehan' i Jehovah tao Gilgala Agaga. Hoy Samoela: Toy ny nampamoizan' ny sabatrao zanaka ny vehivavy no hamoizan' ny reninao zanaka kosa eo amin' ny vehivavy. Dia notetitetehin' i Samoela teo anatrehan' ny Tompo tany Galgalà Agaga. Samuel dit : " Comme ton épée a privé des femmes de leurs enfants, entre les femmes, ta mère sera privée de son enfant! " Et Samuel égorgea Agag devant Yahvé à Gilgal.

  2nd Samuel 2 Samoela Samoela II 2ème Livre de Samuel
...............
2Sm / 2Sam 19.16 And Shimei the son of Gera, a Benjamite, which was of Bahurim, hasted and came down with the men of Judah to meet king David. Ary dia nody ny mpanjaka ka tonga tao Jordana; ary ny Joda tonga tao Gilgala hitsena ny mpanjaka hitondra azy hita an' i Jordana. Dia nody ny mpanjaka, ka tonga tao Jordany, nankany Galgalà koa Jodà hitsena sy hampita ny mpanjaka an' i Jordany. Le roi revint donc et atteignit le Jourdain. Juda était arrivé à Gilgal, venant à la rencontre du roi, pour aider le roi à passer le Jourdain.
...............
2Sm / 2Sam 19.41 And, behold, all the men of Israel came to the king, and said unto the king, Why have our brethren the men of Judah stolen thee away, and have brought the king, and his household, and all David' s men with him, over Jordan? Dia nandroso nankany Gilgala mpanjaka, ary Kimama niaraka taminy; ny lehilahy rehetra amin' ny Joda sy ny antsasaky ny lehilahy amin' ny Isiraely koa nanatitra ny mpanjaka. Nandroso nankany Galgalà ny mpanjaka dia niaraka taminy Kamaama, ary ny lehilahy rehetra amin' i Jodà, sy ny antsasaky ny lehilahy amin' Israely samy nanotrona ny mpanjaka. Le roi continua vers Gilgal et Kimhân continua avec lui. Tout le peuple de Juda accompagnait le roi, et aussi la moitié du peuple d' Israël.

  2nd Book of Kings 2 Mpanjaka Mpanjaka II 2ème Livre des Rois
2Mp 2.1 And it came to pass, when the Lord would take up Elijah into heaven by a whirlwind, that Elijah went with Elisha from Gilgal. Ary nony efa hampakarin' i Jehovah ho any an-danitra amin' ny tafio-drivotra Elia, dia niara-nandeha avy tany Gilgala izy sy Elisa. Nony nampakarin' ny Tompo ho any an-danitra amin' ny tafio-drivotra Elia, dia niara-nandeha avy any Galgala Elia sy Elisea. Voici ce qui arriva lorsque Yahvé enleva Elie au ciel dans le tourbillon : Elie et Elisée partirent de Gilgal,
...............
2Mp 4.38 And Elisha came again to Gilgal: and there was a dearth in the land; and the sons of the prophets were sitting before him: and he said unto his servant, Set on the great pot, and seethe pottage for the sons of the prophets. Ary Elisa niverina nankany Gilgala; ary nisy mosary tamin' ny tany; ary ny zanakalahin' ny mpaminany nipetraka teo anatrehany, ka hoy izy tamin' ny zatovony: Ataovy eo an-tokoana ny vilany lehibe, ary mahandroa hanina ho an' ny zanakalahin' ny mpaminany. Niverina nankany Galgalà Elisea, ary nisy mosary tamin' ny tany. Nipetraka teo anatrehany ny zanaky ny mpaminany tamin' izany, ka hoy izy tamin' ny mpanompony: Ataovy eo an-tokoana ny vilany lehibe, dia mahandroa rò ho an' ny zanaky ny mpaminany. Elisée revint à Gilgal pendant que la famine était dans le pays. Comme les frères prophètes étaient assis devant lui, il dit à son serviteur : "Mets la grande marmite sur le feu et cuis une soupe pour les frères prophètes."

  Book of Hosea Hosea Osea Livre d'Osée
...............
Hos / Os 4.15 Though thou, Israel, play the harlot, yet let not Judah offend; and come not ye unto Gilgal, neither go ye up to Bethaven, nor swear, The Lord liveth. Na dia mijangajanga aza ianao, ry Isiraely. Aoka ny Joda tsy mba hanota; Ary aza mankany Gilgala na miakatra any Betavena ianareo; Ary aza mianiana hoe: Raha velona koa Jehovah! Raha hianao no mijangajanga, ry Israely, aoka i Jodà tsy hilatsaka amin' ny heloka! Aza mankany Galgala, na miakatra any Betavena ary aza mianiana hoe: Velona Iaveh! Si toi, tu te prostitues, Israël, que Juda ne se rende pas coupable! N' allez pas à Gilgal, ne montez pas à Bet-Aven, et ne jurez pas " par la vie de Yahvé ".
...............
Hos / Os 9.15 All their wickedness is in Gilgal: for there I hated them: for the wickedness of their doings I will drive them out of mine house, I will love them no more: all their princes are revolters. Ao Gilgala ny fahotany rehetra, eny, tao no vao nankahalako azy; Noho ny faharatsian' ny ataony dia horoahiko hiala ao an-tranoko izy; Tsy ho tia azy intsony Aho, mpiodina avokoa ny mpanapaka azy. Any Galgala ny faharatsiany rehetra; fa tany no vao nankahalako azy. Noho ny faharatsian' ny ataony, horoahiko hiala ao an-tranoko izy; tsy hanam-pitiavana azy intsony aho, mpiodina avokoa ny mpanapaka izy. Toute leur méchanceté a paru à Gilgal, c' est là que je les ai pris en haine. A cause de la méchanceté de leurs actions, je les chasserai de ma maison, je ne les aimerai plus, tous leurs chefs sont des rebelles.
...............
Hos / Os 12.12 And Jacob fled into the country of Syria, and Israel served for a wife, and for a wife he kept sheep. Raha tena heloka Gileada, dia ho tonga zava-poana tokoa izy; Tany Gilgala no namonoany omby betsaka ho fanatitra, koa ny alitarany dia ho toy ny korontam-bato eny am-bavasa any an-tsaha. Raha zava-poana Galaada, dia ho tsinontsinona koa izy ireo; nanao sorona omby tany Galgalà izy; noho izany ny oteliny ho toy ny antontam-bato eny amin' ny saha voasoritsoritra. Si Galaad n' est qu' iniquité, eux ne sont que fausseté; à Gilgal ils sacrifient aux taureaux, c' est pourquoi leurs autels seront comme des monceaux de pierres sur les sillons des champs.

  Book of Amos Amosa Amosy Livre d'Amos
...............
Amo / Am 4.4 Come to Bethel, and transgress; at Gilgal multiply transgression; and bring your sacrifices every morning, and your tithes after three years: Mankanesa any Betela, ka manotà, ary any Gilgala, ka manotà fatratra; Ento isa-maraina ny fanatitrareo alatsa-drà ary isan-kateloana ny fahafolon-karenareo; Mankanesa any Betela ka manotà; sy any Galgala, ka mampitomboa ny fahotana! Ento isa-maraina ny soronareo; ary isan-kateloana, ny fahafolon-karenareo! Allez à Béthel et péchez ! A Gilgal, péchez de plus belle ! Apportez le matin vos sacrifices, tous les trois jours vos dîmes;
...............
Amo / Am 5.5 But seek not Bethel, nor enter into Gilgal, and pass not to Beersheba: for Gilgal shall surely go into captivity, and Bethel shall come to nought. Fa aza mitady an' i Betela, na mankany Gilgala, ary aza mandroso ho any Beri-sheba; Fa ho babo tokoa Gilgala, ary Betela dia ho tonga tsinontsinona. Aza mitady an' i Betela, aza mankany Galgalà, aza miampita ho any Bersabea! Fa Galgalà, ho lasan-kobabo; ary Betela hanjary tsinontsinona. Mais ne cherchez pas Béthel, n' allez pas à Gilgal, ne passez pas à Bersabée; car Gilgal ira en déportation et Béthel deviendra néant.

  Book of Micah Mika Mikea Livre de Michée
...............
Mik / Mi 6.5 O my people, remember now what Balak king of Moab consulted, and what Balaam the son of Beor answered him from Shittim unto Gilgal; that ye may know the righteousness of the Lord. Ry oloko, mba tsarovy ny saina nataon' i Balaka, mpanjakan' i Moaba, Sy izay navalin' i Balama, zanak' i Beora, azy, Ary izay natao hatrany Sitima ka hatrany Gilgala, Hahafantaranareo ny asa marina nataon' i Jehovah. Tsarovy ary, ry vahoakako, ny hevitra nomen' i Balaka, mpanjakan' i Moaba, sy ny navalin' i Balaama, zanak' i Beora, azy. Tsarovy ny hatrany Setima ka hatrany Galgala, hahafantaranao ny fahamarinan' ny Tompo. Mon peuple, souviens-toi donc : quel était le projet de Balaq, roi de Moab ? Que lui répondit Balaam, fils de Béor ? ... de Shittim à Gilgal, pour que tu connaisses les justes oeuvres de Yahvé. "