Toko sy andininy momba Hatàka

  Book of Esther Estera Estera Livre d'Esther
...............
Est 4.5 Then called Esther for Hatach, one of the king' s chamberlains, whom he had appointed to attend upon her, and gave him a commandment to Mordecai, to know what it was, and why it was. Ary Estera niantso an' i Hatàka, tsindranolahin' ny mpanjaka, izay notendreny hanompo azy, ka nampitondra teny azy ho any amin' i Mordekay, mba hahafantarany izay anton' izany. Ka dia nantsoin' i Estera Atàka, anankiray amin' ny eonoka napetraky ny mpanjaka ao aminy, nasainy nandeha hanontany an' i Mardokea izay anton' izany, sy izay nahatonga izany fisaonana izany. Mandant alors Hataq, l' un des eunuques mis par le roi à son service, Esther le dépêcha à Mardochée avec mission de s' enquérir de ce qui se passait et de lui demander les motifs de sa conduite.
Est 4.6 So Hatach went forth to Mordecai unto the street of the city, which was before the king' s gate. Dia nivoaka Hatàka nankany amin' i Mordekay ho eo an-kalalahana eo an-tanàna, dia ilay eo anoloan' ny vavahadin' ny mpanjaka; Dia lasa Atakà, nankeo amin' i Mardokea izay teo an-kianjan' ny tanàna anoloan' ny vavahadin' ny mpanjaka, Hataq sortit et s' en vint vers Mardochée, sur la place, devant la Porte Royale.
...............
Est 4.9 And Hatach came and told Esther the words of Mordecai. Ary tonga Hatàka ka nanambara ny tenin' i Mordekay tamin' i Estera. Tonga Atakà nanambara tamin' i Estera ny tenin' i Mardokea. Hataq revint et rapporta ce message à Esther.
Est 4.10 Again Esther spake unto Hatach, and gave him commandment unto Mordecai; Fa Estera naniraka an' i Hatàka indray hanao amin' i Mordekay hoe: Fa nasain' i Estera nankany amin' i Mardokea indray Atakà, hilaza hoe: Celle-ci répondit, avec ordre de répéter ses paroles à Mardochée