Toko sy andininy momba Mezà

  Genesis Fiandohana na Genesisy Fiandohana na Jenezy La Genèse
...............
Gen / Jen 36.13 And these are the sons of Reuel; Nahath, and Zerah, Shammah, and Mizzah: these were the sons of Bashemath Esau' s wife. Ary izao no zanakalahin' i Regoela: Nahata sy Zera sy Sama ary Miza; ireo no zanakalahin' i Basemata, vadin' i Esao. Izao kosa no zanakalahin-dRahoely: Nahata, Zara, Sammà, ary Mezà. Ireo no zanakalahin' i Basemata, vadin' i Esao. Voici les fils de Réuel : Nahat, Zérah, Shamma, Mizza. Tels furent les fils de Basmat, la femme d'Ésaü.
...............
Gen / Jen 36.17 And these are the sons of Reuel Esau' s son; duke Nahath, duke Zerah, duke Shammah, duke Mizzah: these are the dukes that came of Reuel in the land of Edom; these are the sons of Bashemath Esau' s wife. Ary izao no zanakalahin' i Regoela, zanak' i Esao: Nahata loham-pireneny sy Zera loham-pireneny sy Sama loham-pireneny sy Miza loham-pireneny. Ireo no loham-pirenena avy tamin' i Regoela tany amin' ny tany Edoma; ireo no zanak' i Basemata, vadin' i Esao. Zanakalahin-dRahoely, zanak' i Esao: Nahata, loham-pirenena, Zarà, loham-pirenena; Sammà, loham-pirenena, ary Mezà, loham-pirenena. Ireo no loham-pirenena avy amin-dRahoely, amin' ny tanin' i Edoma. Zanak' i Basemata, vadin' i Esao, ireo. Et voici les fils de Réuel, le fils d'Ésaü : le chef Nahat, le chef Zérah, le chef Shamma, le chef Mizza. Tels sont les chefs de Réuel au pays d'Édom, tels sont les fils de Basmat, femme d'Ésaü.

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 1.37 The sons of Reuel; Nahath, Zerah, Shammah, and Mizzah. Ny zanakalahin' i Regoela dia Nahata sy Zera sy Sama ary Miza. Zanak' i Rehoela: Nahatà, Zarà, Samà, ary Mezà. Fils de Réuel : Nahat, Zérah, Shamma, Mizza.