Toko sy andininy momba Nefilima

  Genesis Fiandohana na Genesisy Fiandohana na Jenezy La Genèse
...............
Gen / Jen 6.4 There were giants in the earth in those days; and also after that, when the sons of God came in unto the daughters of men, and they bare children to them, the same became mighty men which were of old, men of renown. Ny Nefilima nitoetra tambonin' ny tany tamin' izany andro izany, sy taorian' izany koa, raha nivady tamin' ny zanakavavin' ny olona ny zanak' Andriamanitra, ka niterahany; ireo no ilay olo-mahery hatrizay ela izay, dia ny lehilahy nanan-daza. Ary tamin' izany andro izany dia nisy ny rapeton' olona teto ambonin' ny tany, dia rahefa nankamin' ny zanakavavin' ny olombelona ny zanak' Andriamanitra, sy efa nahary zaza taminy. Ary ireny no olo-mahery nalaza hatrizay ela izay. Les Nephilim étaient sur la terre en ces jours-là et aussi dans la suite quand les fils de Dieu s' unissaient aux filles des hommes et qu' elles leur donnaient des enfants; ce sont les héros du temps jadis, ces hommes fameux.

  Numbers Fanisana na Nomery Fanisana Les Nombres
...............
Nom / Fan 13.33 And there we saw the giants, the sons of Anak, which come of the giants: and we were in our own sight as grasshoppers, and so we were in their sight. ary nahita ny Nefilima teo izahay, dia taranaky ny Anakita avy amin' ny Nefilima; ary teo imasonay dia tahaka ny tsingentana izahay; ary toy izany koa izahay teo imasony. ary hitanay tany koa ny rapeto zanak' i Enàka, taranaky ny rapeto: mova tsy ny valala izahay teo imasony sy teo imasonay. Nous y avons aussi vu des géants les fils d' Anaq, descendance des Géants . Nous nous faisions l' effet de sauterelles, et c' est bien aussi l' effet que nous leur faisions.