Toko sy andininy momba Rebekà

  Genesis Fiandohana na Genesisy Fiandohana na Jenezy La Genèse
...............
Gen / Jen 24.15 And it came to pass, before he had done speaking, that, behold, Rebekah came out, who was born to Bethuel, son of Milcah, the wife of Nahor, Abraham' s brother, with her pitcher upon her shoulder. Ary raha tsy mbola nitsaha-niteny izy, dia, indro, tamy Rebeka, izay naterak' i Betoela, zanakalahin' i Milka, vadin' i Nahpra, rahalahin' i Abrahama, nilanja ny sininy teny an-tsorony. Tsy mbola tapitra akory ny teniny, dia indro tamy nitondra ny sininy teo an-tsorony Rebekà, zanakavavin' i Batoela zanak' i Melkà vadin' i Nakora rahalahin' i Abrahama. Il n' avait pas fini de parler que sortait Rébecca, qui était fille de Bétuel, fils de Milka, la femme de Nahor, frère d' Abraham, et elle avait sa cruche sur l'épaule.
...............
Gen / Jen 24.29 And Rebekah had a brother, and his name was Laban: and Laban ran out unto the man, unto the well. Ary Rebeka nanana anadahy, Labana no anarany; dia nihazakazaka Labana nankeo amin-dralehilahy teo ivelany, teo am-pantsakana. Nanana anadahy anankiray atao hoe Labana Rebekà, ka nivoaka nihazakazaka Labana nankeo amin-dralehilahy teo amin' ny loharano. Or Rébecca avait un frère qui s' appelait Laban, et Laban courut au-dehors vers l' homme, à la source.
...............
Gen / Jen 24.45 And before I had done speaking in mine heart, behold, Rebekah came forth with her pitcher on her shoulder; and she went down unto the well, and drew water: and I said unto her, Let me drink, I pray thee. Ary raha tsy mbola nitsahatra niteny anakampo aho, dia, indro, tamy Rebeka nilanja ny sininy teny an-tsorony, dia nidina nankeo amin' ny fantsakana izy ka nantsaka; ary hoy izaho taminy: Mba ampisotroy rano kely aho. Mbola tsy tapitra akory ny teny anakampo nataoko, dia inty Rebekà nivoaka nitondra ny sininy teny an-tsorony, nidina nantsaka teo an-pantsakana; ka hoy aho taminy: Mba omeo kely aho hosotroiko, raha sitrakao. Je n' avais pas fini de parler en moi-même que Rébecca sortait, sa cruche sur l'épaule. Elle descendit à la source et puisa. Je lui dis : Donne-moi à boire, s' il te plaît !
...............
Gen / Jen 24.51 Behold, Rebekah is before thee, take her, and go, and let her be thy master' s son' s wife, as the Lord hath spoken. Indro, Rebeka eto anatrehanao, ento izy, ka mandehana; ary aoka ho vadin' ny zanaky ny tomponao izy, araka izay nolazain' i Jehovah. Indro Rebekà eo anatrehanao, ento izy ka mandehana, ary aoka ho vadin' ny zanaky ny tomponao izy, araka ny voalazan' ny Tompo. Rébecca est là devant toi : prends-la et pars, et qu' elle devienne la femme du fils de ton maître, comme a dit Yahvé.
...............
Gen / Jen 24.58 And they called Rebekah, and said unto her, Wilt thou go with this man? And she said, I will go. Dia niantso an-dRebeka izy ka nanao taminy hoe: Handeha hiaraka amin' io lehilahy io va ianao? Ary hoy izy: Handeha aho. Dia nantsoiny Rebekà, ka hoy izy taminy: Te-handeha hiaraka amin' ity lehilahy ity va hianao? Ary hoy ny navaliny: Handeha aho. Ils appelèrent Rébecca et lui dirent : Veux-tu partir avec cet homme ? et elle répondit : Je veux bien.
Gen / Jen 24.59 And they sent away Rebekah their sister, and her nurse, and Abraham' s servant, and his men. Dia namoaka an-dRebeka anabaviny sy ny mpitaiza azy ary ilay mpanompon' i Abrahama mbamin' ny olony izy. Izay vao nalefan' izy ireo Rebekà anabaviny sy ny mpitaiza azy ary ny mpanompon' i Abrahama mbamin' ny olony. Alors ils laissèrent partir leur soeur Rébecca, avec sa nourrice, le serviteur d' Abraham et ses hommes.
...............
Gen / Jen 24.61 And Rebekah arose, and her damsels, and they rode upon the camels, and followed the man: and the servant took Rebekah, and went his way. Ary niainga Rebeka mbamin' ny ankizivaviny ka nitaingina ny rameva, dia nandeha niaraka tamin-dralehilahy; ary nitondra an-dRebeka ilay mpanompo ka lasa nandeha. Dia niainga Rebekà sy ny ankizivaviny nitaingina teo ambony rameva, niaraka tamin-dralehilahy; ka roso ny dian' ity mpanompo, nitondra an-dRebekà. Rébecca et ses servantes se levèrent, montèrent sur les chameaux et suivirent l' homme. Le serviteur prit Rébecca et partit.
...............
Gen / Jen 24.64 And Rebekah lifted up her eyes, and when she saw Isaac, she lighted off the camel. Ary Rebeka koa nanopy ny masony ka nahatazana an' Isaka; dia nidina faingana niala tamin' ny rameva izy. Rebekà koa nanopy ny masony ka nahatazana an' Isaaka, dia nitsambikina niala teny amin' ny rameva; Et Rébecca, levant les yeux, vit Isaac. Elle sauta à bas du chameau
Gen / Jen 24.65 For she had said unto the servant, What man is this that walketh in the field to meet us? And the servant had said, It is my master: therefore she took a vail, and covered herself. Ary hoy izy tamin' ilay mpanompo: Iza moa iry lehilahy mitsangantsangana eny an-tsaha avy mitsena antsika iry? Ary hoy ilay mpanompo : Iny no tompoko, dia nandray ny fisalobonana Rebeka, ka nisalobonany. ary nanao tamin' ilay mpanompo hoe: Iza iry lehilahy eny an-tsaha tamy hitsena antsika iry? Dia hoy ilay mpanompo: Ny tompoko iny. et dit au serviteur : Quel est cet homme-là, qui vient dans la campagne à notre rencontre ? Le serviteur répondit : C' est mon maître; alors elle prit son voile et se couvrit.
...............
Gen / Jen 24.67 And Isaac brought her into his mother Sarah' s tent, and took Rebekah, and she became his wife; and he loved her: and Isaac was comforted after his mother' s death. Ary Isaka dia nampandroso an-dRebeka ho ao an-dain' i Saraha reniny ka nampakatra azy ho vadiny; ary tia azy izy, dia nionona ny alahelony an-dreniny. Dia nampandrosoin' Isaaka Rebekà ho ao an-dain' i Sara reniny, sady nampakariny ho vady. Ary tia azy izy, ka nionona ny alahelony an-dreniny. Et Isaac introduisit Rébecca dans sa tente : il la prit et elle devint sa femme et il l' aima. Et Isaac se consola de la perte de sa mère.
...............
Gen / Jen 25.21 And Isaac intreated the Lord for his wife, because she was barren: and the Lord was intreated of him, and Rebekah his wife conceived. Ary Isaka nangataka tamin' i Jehovah ho an' ny vadiny, satria momba izy; ary nohenoin' i Jehovah ny fangatahany, dia nanan' anaka Rebeka vadiny. Nangataka tamin' ny Tompo ho an' ny vadiny Isaaka, fa momba ravehivavy; ary nohenoin' ny Tompo ny fangatahany, ka dia nanana anaka Rebekà vadiny. Isaac implora Yahvé pour sa femme, car elle était stérile : Yahvé l' exauça et sa femme Rébecca devint enceinte.
Gen / Jen 25.22 And the children struggled together within her; and she said, If it be so, why am I thus? And she went to enquire of the Lord. Ary nifanosika ny zaza kambana tao an-kibony; ary hoy Rebeka: Raha izao, nahoana re aho no dia mbola velona? Dia lasa nanontany tamin' i Jehovah izy. Nifanosika tao an-kibo ireo zaza, ka hoy izy: Raha izany no izy, nahoana foana aho no dia bevohoka? Dia lasa nanontany tamin' ny Tompo izy, Or les enfants se heurtaient en elle et elle dit : S' il en est ainsi, à quoi bon vivre ? Elle alla donc consulter Yahvé, et Yahvé lui dit : Il y a deux nations en ton sein, deux peuples, issus de toi, se sépareront, un peuple dominera un peuple, l' aîné
...............
Gen / Jen 25.28 And Isaac loved Esau, because he did eat of his venison: but Rebekah loved Jacob. Ary Isaka tia an' i Esao, satria nankafy ny hazany; fa Rebeka kosa tia an' i Jakoba. Isaaka raiki-pitia an' i Esao, satria nankafy ny haza; fa Rebekà kosa tia an' i Jakoba. Isaac préférait Ésaü car le gibier était à son goût, mais Rébecca préférait Jacob.
...............
Gen / Jen 26.7 And the men of the place asked him of his wife; and he said, She is my sister: for he feared to say, She is my wife; lest, said he, the men of the place should kill me for Rebekah; because she was fair to look upon. Ary ny lehilahy tompon-tany nanontany ny amin' ny vadiny; ary hoy kosa izy: Anabaviko izy; fa natahotra hilaza hoe: Vadiko izy, fandrao, hoy izy, hamono ahy ny lehilahy tompon-tany noho Rebeka, satria tsara tarehy izy. Nanontanian' ny olona tompon-tany ny amin' ny vadiny izy, ka namaly hoe: Anabaviko io, satria natahotra ny hilaza hoe vadiko izy; fandrao vonoin' ny olona noho ny amin-dRebekà aho, hoy izy, fa tsara tarehy izy. Les gens du lieu l' interrogèrent sur sa femme et il répondit : C' est ma soeur. Il eut peur de dire : Ma femme, pensant : Les gens du lieu me feront mourir à cause de Rébecca, car elle est belle.
...............
Gen / Jen 26.35 Which were a grief of mind unto Isaac and to Rebekah. Dia nangidy tamin' ny fanahin' Isaka sy Rebeka indrindra ireny. Nahasorisorena mafy an' Isaaka sy Rebekà izy ireny. Elles furent un sujet d' amertume pour Isaac et pour Rébecca.
...............
Gen / Jen 27.5 And Rebekah heard when Isaac spake to Esau his son. And Esau went to the field to hunt for venison, and to bring it. Ary Rebeka nandre an' Isaka niteny tamin' i Esao zananilahy. Ary dia lasa nankany an-tsaha Esao nitady haza ho entiny. Ary henon-dRebekà kosa ny nitenenan' Isaaka tamin' i Esao, zanany; dia lasa Esao nankany an-tsaha mba hiremby haza sy hitondra azy. Or Rébecca écoutait pendant qu' Isaac parlait à son fils Ésaü. - Ésaü alla donc dans la campagne chasser du gibier pour son père.
Gen / Jen 27.6 And Rebekah spake unto Jacob her son, saying, Behold, I heard thy father speak unto Esau thy brother, saying, Ary Rebeka niteny tamin' i Jakoba zananilahy ka nanao hoe: Indro, efa reko ny rainao niteny tamin' i Esao rahalahinao nanao hoe: Tamin' izay Rebekà nilaza tamin' i Jakoba, zanany hoe: Izao no reko nolazain-drainao tamin' i Esao, rahalahinao: Rébecca dit à son fils Jacob : Je viens d' entendre ton père dire à ton frère Ésaü :
...............
Gen / Jen 27.46 And Rebekah said to Isaac, I am weary of my life because of the daughters of Heth: if Jacob take a wife of the daughters of Heth, such as these which are of the daughters of the land, what good shall my life do me? Ary hoy Rebeka tamin' Isaka: Tsy te-ho velona aho noho ireny zanakavavin' ny Hetita; raha maka vady amin' ny zanakavavin' ny Hetita Jakoba, tahaka ireto izay avy amin' ny zazavavy tompon-tany koa hataoko inona ny aiko ? Ary hoy Rebekà tamin' Isaaka: Boboky ny miaina aho noho ny amin' ireny zanakavavin' i Heta ireny, raha maka vady tahaka ireny Jakoba, amin' ireny zanakavavin' i Heta ireny, amin' ny zazavavy amin' ity tany ity, dia hampaninona ahy intsony izay aina? Rébecca dit à Isaac : Je suis dégoûtée de la vie à cause des filles de Hèt. Si Jacob épouse une des filles de Hèt comme celles-là, une des filles du pays, que m' importe la vie ?
...............
Gen / Jen 49.31 There they buried Abraham and Sarah his wife; there they buried Isaac and Rebekah his wife; and there I buried Leah. Tao no nandevenany an' i Abrahama sy Saraha vadiny; ary tao koa no nandevenany an' Isaka sy Rebeka vadiny; ary tao koa no nandevenako an' i Lea, Tao no nandevenana an' i Abrahama sy Sarà vadiny. Tao no nandevenana an' Isaaka sy Rebekà vadiny. Ary tao no nandevenako an' i Lià. Là furent ensevelis Abraham et sa femme Sara, là furent ensevelis Isaac et sa femme Rébecca, là j' ai enseveli Léa.

  Letter to the Romans Romanina Romana Épître de Saint Paul aux Romains
...............
Rom / Rm 9.10 And not only this; but when Rebecca also had conceived by one, even by our father Isaac; Ary tsy izany ihany, fa Rebeka koa dia nanan' anaka tamin' ny anankiray, dia tamin' isaka razantsika; Ary tsy Sarà ihany, fa toy izany koa Rebekà, izay nanan-janaka roa tamin' ny lehilahy iray, dia Isaaka raintsika: Mieux encore, Rébecca avait conçu d' un seul homme, Isaac notre père :