Toko sy andininy momba Asa

  Genesis Fiandohana na Genesisy Fiandohana na Jenezy La Genèse
...............
Gen / Jen 3.17 And unto Adam he said, Because thou hast hearkened unto the voice of thy wife, and hast eaten of the tree, of which I commanded thee, saying, Thou shalt not eat of it: cursed is the ground for thy sake; in sorrow shalt thou eat of it all the days of thy life; Ary hoy koa Izy tamin' i Adama: Satria efa nihaino ny feon' ny vadinao ianao, ka nihinananao ny hazo, izay nandrarako anao hoe: Aza ihinananao izany, dia voaozona ny tany noho izay nataonao; fahoriana no hihinanao ny vokany amin' ny andro rehetra hiainanao. Dia hoy izy tamin-dralehilahy: Noho hianao nihaino ny tenin' ny vadinao ka nihinana tamin' ny hazo norarako tsy hihinananao, dia voaozona ny tany noho ny nataonao. Asa mahasasatra no hahazoanao hanina aminy mandritra ny andro rehetra hiainanao. A l' homme, il dit : Parce que tu as écouté la voix de ta femme et que tu as mangé de l' arbre dont je t' avais interdit de manger, maudit soit le sol à cause de toi ! A force de peines tu en tireras subsistance tous les jours de ta vie.
...............
Gen / Jen 4.9 And the Lord said unto Cain, Where is Abel thy brother? And he said, I know not: Am I my brother' s keeper? Ary hoy Jehovah tamin' i Kaina: Aiza Abela rahalahinao? Fa hoy izy: Asa; moa mpitandrina ny rahalahiko va aho? Dia hoy Iaveh tamin' i Kaina: Aiza Abela rahalahinao? Fa hoy ny navaliny: Tsy fantatro. Moa mpiambina ny rahalahiko va aho? Yahvé dit à Caïn : Où est ton frère Abel ? Il répondit : Je ne sais pas. Suis-je le gardien de mon frère ?

  1st Book of Kings 1 Mpanjaka Mpanjaka I 1er Livre des Rois
...............
1Mp 15.8 And Abijam slept with his fathers; and they buried him in the city of David: and Asa his son reigned in his stead. Ary Abia lasa nodi-mandry any amin' ny razany, dia nalevina tao an-Tanànan' i Davida izy; ary Asa zanany no nanjaka nandimby azy. Ary nodimandry any amin' ny razany Abiama, ka nalevina ao an-tanànan' i Davida. Asà zanany lahy no nanjaka nandimby azy. Puis Abiyyam se coucha avec ses pères et on l' enterra dans la Cité de David ; son fils Asa régna à sa place.
1Mp 15.9 And in the twentieth year of Jeroboam king of Israel reigned Asa over Judah. Ary tamin' ny taona faharoa-polo nanjakan' i Jeroboama, mpanjakan' ny Isiraely, no vao nanjakan' i Asa tamin' ny Joda. Tamin' ny taona faharoapolon' ny nanjakan' i Jeroboama, mpanjakan' Israely, no nahatongavan' i Asà ho mpanjakan' i Jodà. La vingtième année de Jéroboam, roi d' Israël, Asa devint roi de Juda
...............
1Mp 15.11 And Asa did that which was right in the eyes of the Lord, as did David his father. Ary Asa nanao izay mahitsy eo imason' i Jehovah toy ny nataon' i Davida rainy. Nanao izay mahitsy eo imason' ny Tompo tahaka an' i Davida rainy Asà. Asa fit ce qui est juste aux yeux de Yahvé, comme son ancêtre David.
...............
1Mp 15.13 And also Maachah his mother, even her he removed from being queen, because she had made an idol in a grove; and Asa destroyed her idol, and burnt it by the brook Kidron. Ary na dia Imaka reniny aza dia naetriny tsy ho andriambavy, satria efa nanao sampy ho an' ny Aseraha; ary Asa nikapa ny sampiny ka nandoro azy tao an-dohasahan-driaka Kidrona. Maakà reniny aza, naongany amin' ny maha-renin' ny mpanjaka azy, satria nanao sampy vetaveta ho an' i Astarte. Nazeran' i Asà ny sampiny vetaveta, dia nodorany teo amin' ny ranon-driaka Sedròna. Même il enleva à sa grand-mère la dignité de Grande Dame, parce qu' elle avait fait une horreur pour Ashéra ; Asa abattit son horreur et la brûla dans la vallée du Cédron.
1Mp 15.14 But the high places were not removed: nevertheless Asa' s heart was perfect with the Lord all his days. Fa ny fitoerana avo tsy mba noravana; nefa nahitsy teo imason' i Jehovah ny fon' i Asa tamin' ny andro rehetra niainany. Nefa tsy dia foana ny fitoerana avo, na dia an' ny Tompo aza ny fon' i Asà manontolo, tamin' ny andro rehetra niainany. Les hauts lieux ne disparurent pas ; pourtant le coeur d' Asa fut tout entier à Yahvé pendant toute sa vie.
...............
1Mp 15.16 And there was war between Asa and Baasha king of Israel all their days. Ary niady Asa sy Basa, mpanjakan' ny Isiraely, tamin' ny andro rehetra niainany. Niady nandritra ny andro rehetra niainany Asà sy Baasà mpanjakan' Israely. Il y eut guerre entre Asa et Basha, roi d' Israël, tant qu' ils vécurent.
1Mp 15.17 And Baasha king of Israel went up against Judah, and built Ramah, that he might not suffer any to go out or come in to Asa king of Judah. Ary Basa, mpanjakan' ny Isiraely, niakatra hamely ny Joda, dia nanamboatra an' i Rama mba tsy hisy hahazo hivoaka sy hiditra ho any amin' i Asa, mpanjakan' ny Joda. Niakatra hamely an' i Jodà Baasà, mpanjakan' Israely, ary nanorina an' i Ramà izy, mba hisakana ny vahoakan' i Asà tsy hahazo mivoaka sy miditra. Basha, roi d' Israël, marcha contre Juda et il fortifia Rama pour bloquer les communications d' Asa, roi de Juda.
1Mp 15.18 Then Asa took all the silver and the gold that were left in the treasures of the house of the Lord, and the treasures of the king' s house, and delivered them into the hand of his servants: and king Asa sent them to Benhadad, the son of Tabrimon, the son of Hezion, king of Syria, that dwelt at Damascus, saying, Ary Asa naka ny volafotsy sy ny volamena rehetra izay sisa tamin' ny rakitry ny tranon' i Jehovah sy tamin' ny rakitry ny tranon ny mpanjaka, ka natolony teo an-tànan' ny mpanompony; ary Asa mpanjaka nampanatitra azy tany amin' i Beni-hadada, zanak' i Tabrimona, zanak' i Heziona, mpanjakan' i Syria, izay nonina tao Damaskosy, ka nanao hoe: Nalain' i Asà kosa ny volafotsy sy volamena sisa rehetra tao amin' ny rakitry ny tranon' ny Tompo sy ny rakitry ny tranon' ny mpanjaka, ka nataony teo an-tanan' ny mpanompony; dia nalefan' ny mpanjaka Asà ireo, ho any amin' i Ben-Hadada zanak' i Tabremona, zanak' i Heziona, mpanjakan' i Siria nonina tao Damasa, hanao hoe: Alors Asa prit l' argent et l' or qui restaient dans les trésors du Temple de Yahvé et ceux du palais royal. Il les remit à ses serviteurs et envoya ceux-ci vers Ben-Hadad fils de Tabrimmôn fils de Hèzyôn, le roi d' Aram qui résidait à Damas, avec ce message :
...............
1Mp 15.20 So Benhadad hearkened unto king Asa, and sent the captains of the hosts which he had against the cities of Israel, and smote Ijon, and Dan, and Abelbethmaachah, and all Cinneroth, with all the land of Naphtali. Ary Beni-hadada nihaino an' i Asa mpanjaka ka naniraka komandin' ny miaramilany hamely ny tanànan' ny Isiraely, ary namely an' Iona sy Dana sy Abelabeti-maka ary Kinerota rehetra mbamin' ny tanin' ny Naftaly rehetra izy. Dia nohenoin' i Ben-Hadada i Asa mpanjaka, ka nirahiny ny filohan' ny tafiny hamely ny tanànan' Israely, ka noreseny avokoa Ahiona, Danà, Abela-Beta-Maakà, mbamin' ny Kenerota rehetra sy ny tanin' i Neftalì rehetra. Ben-Hadad exauça le roi Asa et envoya ses chefs d' armée contre les villes d' Israël ; il conquit Iyyôn, Dan, Abel-Bet-Maaka, tout Kinnerot et même tout le pays de Nephtali.
...............
1Mp 15.22 Then king Asa made a proclamation throughout all Judah; none was exempted: and they took away the stones of Ramah, and the timber thereof, wherewith Baasha had builded; and king Asa built with them Geba of Benjamin, and Mizpah. Ary Asa mpanjaka kosa nampandre ny Joda rehetra (tsy nisy tsy nampandrenesiny); ary dia nesorin' ny olona ny vato sy ny hazo tao Rama, izay naorin' i Basa; ary nentin' i Asa mpanjaka nanamboatra an' i Geban' i Benjamina sy Mizpa kosa izany. Ary nasain' i Asà natsoina avokoa i Jodà rehetra, tsy nisy nataony afaka na iray aza, dia nentiny ny vato aman-kazo nanamboaran' i Baasà an' i Ramà, ka izany no nanorenany an' i Gabaan' i Benjamina sy Masfà. Le roi Asa convoqua tout Juda, sans exemption pour personne ; on enleva les pierres et le bois avec lesquels Basha fortifiait Rama et le roi en fortifia Géba de Benjamin et Miçpa.
1Mp 15.23 The rest of all the acts of Asa, and all his might, and all that he did, and the cities which he built, are they not written in the book of the chronicles of the kings of Judah? Nevertheless in the time of his old age he was diseased in his feet. Ary ny tantaran' i Asa sisa rehetra sy ny heriny rehetra mbamin' izay rehetra nataony ary ny tanàna izay nataony, tsy voasoratra ao amin' ny bokin' ny tantaran' ny mpanjakan' ny Joda va izany? Nefa kosa tamin' ny andro fahanterany dia narary tamin' ny tongony izy. Ny sisa tamin' ny asa vitan' i Asà, mbamin' ny herim-po nasehony sy izay rehetra nataony ary ny tanàna naoriny, moa izany va tsy efa voasoratra ao amin' ny bokin' ny Tantaran' ny mpanjakan' i Jodà? Narary tongotra anefa izy nandritra ny andron' ny fahanterany. Le reste de l' histoire d' Asa, toute sa vaillance et tout ce qu' il a fait, cela n' est-il pas écrit au livre des Annales des rois de Juda ? Seulement, au temps de sa vieillesse, il eut les pieds malades.
...............
1Mp 15.25 And Nadab the son of Jeroboam began to reign over Israel in the second year of Asa king of Judah, and reigned over Israel two years. Ary Nadaba, zanak' i Jeroboama, vao nanjaka tamin' ny Isiraely tamin' ny taona faharoa nanjakan' i Asa, mpanjakan' ny Joda; ary nanjaka roa taona tamin' ny Isiraely izy. Tamin' ny taona faharoan' i Asà, mpanjakan' i Jodà, no tonga mpanjakan' Israely Nadaba zanak' i Jeroboama; ary roa taona no nanjakany tamin' Israely. Nadab, fils de Jéroboam, devint roi d' Israël, en la deuxième année d' Asa, roi de Juda, et régna deux ans sur Israël.
...............
1Mp 15.28 Even in the third year of Asa king of Judah did Baasha slay him, and reigned in his stead. Ary Basa nahafaty azy tamin' ny taona fahatelo nanjakan' i Asa, mpanjakan' ny Joda, ka dia nanjaka nisolo azy. Dia matin' i Baasà izy, tamin' ny taona fahatelon' i Asà mpanjakan' i Jodà, ka dia izy no nanjaka nandimby azy. Basha le fit périr dans la troisième année d' Asa, roi de Juda, et régna à sa place.
...............
1Mp 15.32 And there was war between Asa and Baasha king of Israel all their days. Ary niady Asa sy Basa, mpanjakan' ny Isiraely, tamin' ny andro rehetra niainany. Niady ihany Asà sy Baasà mpanjakan' Israely tamin' ny andro rehetra niainany.
1Mp 15.33 In the third year of Asa king of Judah began Baasha the son of Ahijah to reign over all Israel in Tirzah, twenty and four years. Tamin' ny taona fahatelo nanjakan' i Asa, mpanjakan' ny Joda, no vao nanjakan' i Basa, zanak' i Ahia, tamin' ny Isiraely rehetra tao Tirza; ary mpanjaka efatra amby roa-polo taona izy. Tamin' ny taona fahatelon' i Asà mpanjakan' i Jodà, dia tonga mpanjaka tamin' Israely rehetra tao Tersa kosa Baasà zanak' i Ahiasa, ary efatra amby roapolo taona no nanjakany. La troisième année d' Asa, roi de Juda, Basha, fils d' Ahiyya, devint roi sur Israël à Tirça, pour vingt-quatre ans.
...............
1Mp 16.8 In the twenty and sixth year of Asa king of Judah began Elah the son of Baasha to reign over Israel in Tirzah, two years. Tamin' ny taona fahenina amby roa-polo nanjakan' i Asa, mpanjakan' ny Joda, no vao nanjakan' i Elaha, zanak' i Basa, tamin' ny Isiraely tao Tirza, ary nanjaka roa taona izy. Tamin' ny taona fahenina amby roapolon' i Asà, mpanjakan' i Jodà, dia tonga mpanjakan' Israely tany Tersa, Elà zanak' i Baasà, ary roa taona no nanjakany. La vingt-sixième année d' Asa, roi de Juda, Éla fils de Basha devint roi sur Israël à Tirça, pour deux ans.
...............
1Mp 16.10 And Zimri went in and smote him, and killed him, in the twenty and seventh year of Asa king of Judah, and reigned in his stead. Dia niditra Zimry ka namely an' i Elaha ho faty tamin' ny taona fahafito amby roa-polo nanjakan' i Asa, mpanjakan' ny Joda, ary izy no nanjaka nisolo azy. dia niditra Zambrì, ka namono ary nahafaty azy, tamin' ny taona fahafito amby roapolon' i Asà, mpanjakan' i Jodà, ary nanjaka nandimby azy izy. Zimri entra, le frappa et le tua, en la vingt-septième année d' Asa roi de Juda, puis il régna à sa place.
...............
1Mp 16.15 In the twenty and seventh year of Asa king of Judah did Zimri reign seven days in Tirzah. And the people were encamped against Gibbethon, which belonged to the Philistines. Tamin' ny taona fahafito amby roa-polo nanjakan' i Asa, mpanjakan' ny Joda, no nanjakan' i Zimry hafitoana tao Tirza. Ary ny olona nanao fahirano an' i Gibetona, izay an' ny Filistina. Tamin' ny taona fahafito amby roapolon' i Asà, mpanjakan' i Jodà, no nanjakan' i Zambrì, hafitoana, tao Tersa. Tamin' izay ny vahoaka, dia nitoby tandrifin' i Gebetona izay an' ny Filistina, La vingt-septième année d' Asa, roi de Juda, Zimri devint roi, pour sept jours, à Tirça. Le peuple campait alors devant Gibbetôn qui appartient aux Philistins.
...............
1Mp 16.23 In the thirty and first year of Asa king of Judah began Omri to reign over Israel, twelve years: six years reigned he in Tirzah. Tamin' ny taona fahiraika amby telo-polo nanjakan' i Asa, mpanjakan' ny Joda, no vao nanjakan' i Omry; ary nanjaka roa ambin' ny folo taona tamin' ny Isiraely izy; tao Tirza no nanjakany enin-taona. Tamin' ny taona faharaik' amby telopolon' i Asà, mpanjakan' i Jodà, dia tonga mpanjakan' Israely kosa Amrì, ary roa ambin' ny folo taona no nanjakany. La trente et unième année d' Asa, roi de Juda, Omri devint roi sur Israël, pour douze ans. Il régna six années à Tirça.
...............
1Mp 16.29 And in the thirty and eighth year of Asa king of Judah began Ahab the son of Omri to reign over Israel: and Ahab the son of Omri reigned over Israel in Samaria twenty and two years. Ary Ahaba, zanak' i Omry, vao nanjaka tamin' ny Isiraely tamin' ny taona fahavalo amby telo-polo nanjakan' i Asa, mpanjakan' ny Joda, ary nanjaka tamin' ny Isiraely tao Samaria roa amby roa-polo Taona izy. Tamin' ny taona fahavalo amby telopolon' i Asà mpanjakan' i Jodà no tonga mpanjakan' Israely kosa Akaba zanak' i Amrì, ary roa amby roapolo taona no nanjakan' i Akaba zanak' i Amrì, tao Samaria, tamin' Israely. Achab fils d' Omri devint roi sur Israël en la trente-huitième année d' Asa, roi de Juda, et il régna vingt-deux ans sur Israël à Samarie.
...............
1Mp 22.41 And Jehoshaphat the son of Asa began to reign over Judah in the fourth year of Ahab king of Israel. Ary Josafata, zanak' i Asa, vao nanjaka tamin' ny Joda tamin' ny taona fahefatra nanjakan' i Ahaba, mpanjakan' ny Isiraely. Tamin' ny taona fahefatr' i Akaba mpanjakan' Israely no nahatongavan' i Josafata zanak' i Asà ho mpanjakan' i Jodà. Josaphat fils d' Asa devint roi sur Juda en la quatrième année d' Achab, roi d' Israël.
...............
1Mp 22.43 And he walked in all the ways of Asa his father; he turned not aside from it, doing that which was right in the eyes of the Lord: nevertheless the high places were not taken away; for the people offered and burnt incense yet in the high places. Ary nandeha tamin' ny lalana rehetra izay nalehan' i Asa rainy izy ka tsy niala tamin' izany, fa nanao izay mahitsy eo imason' i Jehovah; Nandeha tamin' ny làlana rehetra nalehan' i Asà rainy izy, sady tsy nivily tamin' izany, fa nanao izay mahitsy eo imason' ny Tompo. Il suivit entièrement la conduite de son père Asa, sans dévier, faisant ce qui est juste au regard de Yahvé.
...............
1Mp 22.47 There was then no king in Edom: a deputy was king. Ary ny sisa amin' ny olona izay nanolo-tena hijangajanga ho fanompoan-tsampy, dia Izay mbola tany tamin' ny andron' i Asa rainy, dia nofongorany hiala amin' ny tany. Nofongorany hiala amin' ny tany ny mpijangajanga sisa izay nijanona teo, tamin' ny andron' i Asà rainy. Le reste des prostitués sacrés qui avaient subsisté au temps de son père Asa, il les fit disparaître du pays.

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 3.10 And Solomon' s son was Rehoboam, Abia his son, Asa his son, Jehoshaphat his son, Ary ny zanakalahin' i Solomona dia Rehoboama, Abia no zanakalahin-dRehoboama, Asa no zanakalahin' i Abia, Josafata no zanakalahin' i Asa, Zanakalahin' i Salomona: Roboama; Abiasa zanany, Asà zanany, Josafata zanany, Fils de Salomon : Roboam; Abiyya son fils, Asa son fils, Josaphat son fils,
...............
1Tt / 1Tan 9.16 And Obadiah the son of Shemaiah, the son of Galal, the son of Jeduthun, and Berechiah the son of Asa, the son of Elkanah, that dwelt in the villages of the Netophathites. ary Obadia, zanak' i Semaia, zanak' i Galala, zanak' i Jedotona, ary Berekia, zanak' i Asa, zanak' i Elkana, izay nonina tamin' ny vohitry ny Netotatita. Obdià, zanak' i Semeià, zanak' i Galala, zanak' Iditona; Barakià, zanak' i Asà, zanak' i Elkanà, izay nonina tao an-tanànan' ny Netofatiana. Obadya, fils de Shemaya, fils de Galal, fils de Yedutûn, Bérékya, fils d' Asa, fils d' Elqana, qui demeurait dans les villages des Netophatites.

  2nd Book of Chronicles 2 Tantara Tantara II 2ème Livre des Chroniques
...............
2Tt / 2Tan 13.22 And the rest of the acts of Abijah, and his ways, and his sayings, are written in the story of the prophet Iddo. Ary ny tantaran' i Abia sisa mbamin' ny nataony sy ny teniny dia efa voasoratra ao amin' ny bokin' Ido mpaminany. Ary Abia lasa nodi-mandry any amin' ny razany, dia nalevina tao an-tanànan' i Davida izy; ary Asa zanany no nanjaka nandimby azy. Ary tamin' ny andron' i Asa dia nandry folo taona ny tany. efa voasoratra ao amin' ny bokin' Ido mpaminany. Ary Abia lasa nodi-mandry any amin' ny razany, dia nalevina tao an-tanànan' i Davida izy; ary Asa zanany no nanjaka nandimby azy. Ary tamin' ny andron' i Asa dia nandry folo taona ny tany. Ny sisa tamin' ny asan' i Abià mbamin' ny nataony sy ny teniny, dia efa voasoratra ao amin' ny boky Fitadidian' i Adao mpaminany. Le reste de l' histoire d' Abiyya, sa conduite et ses actions sont écrits dans le Midrash du prophète Iddo.
2Tt / 2Tan 14.1 So Abijah slept with his fathers, and they buried him in the city of David: and Asa his son reigned in his stead. In his days the land was quiet ten years. Ary Asa nanao izay tsara sy mahitsy eo imason' i Jehovah Andriamanitra; Nanao izay tsara sy mahitsy eo imason' ny Tompo Andriamaniny, Asà. Nandrava ny otelin' ny olona hafa firenena sy ny fitoerana avo izy, Asa fit ce qui est bien et juste aux yeux de Yahvé, son Dieu.
...............
2Tt / 2Tan 14.7 Therefore he said unto Judah, Let us build these cities, and make about them walls, and towers, gates, and bars, while the land is yet before us; because we have sought the Lord our God, we have sought him, and he hath given us rest on every side. So they built and prospered. Ary Asa nanana miaramila, dia telo hetsy mpitana ampinga lehibe sy lefona avy tamin' ny Joda, ary valo alina amby roa hetsy mpitana ampinga sy tsipìka avy amin' ny Benjamina; ireo rehetra ireo dia lehilahy mahery avokoa. Izao no tafika nananan' i Asà: Telo hetsy miaramila an-defona sy ampinga, tamin' i Jodà; valo alina sy roa hetsy, miaramila mpitana ampinga mpandefa tsipìka, tamin' i Benjamina. Lehilahy mahery avokoa ireo. Asa disposa d' une armée de trois cent mille Judéens, portant le bouclier et la lance, et de deux cent quatre-vingt mille Benjaminites portant la rondache et tirant de l' arc, tous preux valeureux.
...............
2Tt / 2Tan 14.9 And there came out against them Zerah the Ethiopian with an host of a thousand thousand, and three hundred chariots; and came unto Mareshah. Ary Asa nivoaka hiady taminy, dia samy nilahatra hiady teo andohasaha Zefata akaikin' i Maresa izy. Dia nivoaka hiady aminy Asà, ka samy nilahatra hiady teo an-dohasaha Sefata akaikin' i Maresà izy. Asa sortit à sa rencontre et se rangea en bataille dans la vallée de Çephata, à Maresha.
2Tt / 2Tan 14.10 Then Asa went out against him, and they set the battle in array in the valley of Zephathah at Mareshah. Ary Asa nitaraina tamin' i Jehovah Andriamaniny ka nanao hoe: Jehovah ô, tsy misy afa-tsy Hianao no mahavonjy ny tsy manan-kery, raha iadian' ny maro izy, ka vonjeo izahay, Jehovah Andriamanitray ô, fa Hianao no iankinanay, ary ny anaranao no andehananay hiady amin' ireto olona ireto. Jehovah ô. Hianao no Andriamanitray; aza avela hisy olona haharesy Anao. Niantso an' ny Tompo Andriamaniny Asà ka nanao hoe: Iaveh ô, azonao vonjena mora foana ny malemy tahaka ny mahery, ka vonjeo izahay, ry Iaveh Andriamanitray! Fa hianao no iankinanay, ary amin' ny anaranao no nandrosoanay hiady amin' ireto vahoaka be ireto, hianao no Andriamanitray, ry Iaveh: aza haharesy anao anie ny olona! Asa invoqua Yahvé son Dieu et dit : " Il n' en est point comme toi, Yahvé, pour secourir le puissant aussi bien que celui qui est sans force. Porte-nous secours, Yahvé notre Dieu! C' est sur toi que nous nous appuyons et c' est en ton nom que nous nous heurtons à cette foule. Yahvé, tu es notre Dieu. Que le mortel ne te résiste pas! "
2Tt / 2Tan 14.11 And Asa cried unto the Lord his God, and said, Lord, it is nothing with thee to help, whether with many, or with them that have no power: help us, O Lord our God; for we rest on thee, and in thy name we go against this multitude. O Lord, thou art our God; let no man prevail against thee. Ary Jehovah namely ny Etiopiana teo anoloan' i Asa sy ny Joda, ka dia nandositra ireny. Dia nasian' ny Tompo teo anoloan' i Asà sy Jodà, ny Etiopiana, ka vaky nandositra ny Etiopiana. Yahvé battit les Kushites devant Asa et les Judéens : les Kushites s' enfuirent
2Tt / 2Tan 14.12 So the Lord smote the Ethiopians before Asa, and before Judah; and the Ethiopians fled. Ary Asa sy ny vahoaka teo aminy nanenjika azy hatrany Gerara, ka dia nahafatesana be ny Etiopiana ka tsy naharina intsony; fa voaringana teo anoloan' i Jehovah sy ny miaramilany izy, ka nahazoan' ny Joda babo betsaka. Nenjehin' i Asà sy ny vahoaka nomba azy izy hatrany Gerara, ka be loatra ny Etiopiana lavo ka tsy azony nantenaina ny hiarina indray, fa voatorotoro eo anatrehan' ny Tompo sy eo anatrehan' ny tafiny. Babo tsy erany no azon' i Asà sy ny vahoakany. et Asa les poursuivit avec son armée jusqu'à Gérar. Il tomba tant de Kushites qu' ils ne purent subsister, car ils s'étaient brisés devant Yahvé et son camp. On ramassa une grande quantité de butin,
...............
2Tt / 2Tan 15.2 And he went out to meet Asa, and said unto him, Hear ye me, Asa, and all Judah and Benjamin; The Lord is with you, while ye be with him; and if ye seek him, he will be found of you; but if ye forsake him, he will forsake you. ary dia nivoaka hitsena an' i Asa izy ka nanao taminy hoe: Mihainoa ahy, ry Asa mbamin' ny Joda sy ny Benjamina rehetra: Jehovah momba anareo, raha ianareo momba Azy; ary raha mitady Azy kosa ianareo, dia hahita Azy; fa raha mahafoy Azy ianareo, dia hahafoy anareo Izy. ka nandeha nitsena an' i Asà izy, sy nilaza taminy hoe: Mihainoa ahy, ry Asà, mbaminareo Jodà sy Benjamina rehetra. Momba anareo Iaveh raha momba azy hianareo; raha mitady azy hianareo, dia hety ho hitanareo izy, fa raha mahafoy azy kosa hianareo, dia mba hahafoy anareo koa izy. qui sortit au-devant d' Asa. Il lui dit : " Asa, et vous tous, de Juda et de Benjamin, écoutez-moi! Yahvé est avec vous quand vous êtes avec lui. Quand vous le recherchez il se laisse trouver par vous, quand vous l' abandonnez il vous abandonne.
...............
2Tt / 2Tan 15.8 And when Asa heard these words, and the prophecy of Oded the prophet, he took courage, and put away the abominable idols out of all the land of Judah and Benjamin, and out of the cities which he had taken from mount Ephraim, and renewed the altar of the Lord, that was before the porch of the Lord. Ary raha ren' i Asa izany teny izany sy ny faminanian' i Odeda mpaminany, dia niezaka izy ka nanaisotra ny sampy fahavetavetana tamin' ny tanin' ny Joda sy ny Benjamina rehetra ary tamin' ny tanàna izay azony tany amin' ny tany havoan' i Efraima, sady nanavao ny alitaran' i Jehovah izay teo anoloan' ny lavarangana fidirana amin' ny tranon' i Jehovah. mpaminany, dia niezaka izy ka nanaisotra ny sampy fahavetavetana tamin' ny tanin' ny Joda sy ny Benjamina rehetra ary tamin' ny tanàna izay azony tany amin' ny tany havoan' i Efraima, sady nanavao ny alitaran' i Jehovah izay teo anoloan' ny lavarangana fidirana amin' ny tranon' i Jehovah. Nony nandre izany teny izany, dia ny faminanian' i Obeda mpaminany, Asà, dia nihenjana, ka nesoriny avokoa ny fahavetavetana rehetra tamin' ny tanin' i Jodà sy Benjamina ary ny tanàna azony tany amin' ny tendrombohitr' i Efraima, sady nohavaoziny ny otelin' ny Tompo teo anoloan' ny alo-baravaran' ny Tompo. Quand Asa entendit ces paroles et cette prophétie, il se décida à faire disparaître les horribles idoles de tout le pays de Juda et de Benjamin et des villes qu' il avait conquises dans la montagne d'Éphraïm, puis il remit en état l' autel de Yahvé qui se trouvait devant le Vestibule de Yahvé.
...............
2Tt / 2Tan 15.10 So they gathered themselves together at Jerusalem in the third month, in the fifteenth year of the reign of Asa. Ary nivory tany Jerosalema ireo tamin' ny volana fahatelo tamin' ny taona fahadimy ambin' ny folo nanjakan' i Asa. Dia nivory tao Jerosalema izy ireo, tamin' ny volana fahatelon' ny taona fahadimy ambin' ny folo nanjakan' i Asà. Le troisième mois de la quinzième année du règne d' Asa, ils se réunirent à Jérusalem.
...............
2Tt / 2Tan 15.16 And also concerning Maachah the mother of Asa the king, he removed her from being queen, because she had made an idol in a grove: and Asa cut down her idol, and stamped it, and burnt it at the brook Kidron. Ary na dia Imaka, renin' i Asa mpanjaka, aza dia naetriny tsy ho andriambavy, satria efa nanao sampy ho an' ny Aseraha izy; ary Asa nikapa ny sampiny, dia nanorotoro ka nandoro azy tao amin' ny lohasahan-driaka Kidrona. Ka Maakà reniny aza, dia naongan' i Asà mpanjaka, tamin' ny fiandrianany amin' ny maha-renin' Andriamanjaka azy, noho izy nanao sampy vetaveta ho an' i Astarte. Nazeran' i Asà ny sampiny rehetra dia notorotoroiny ho vovoka sy nodorany tao an-dranon-driaka Sedròna. Même Maaka, grand-mère du roi Asa, se vit retirer par lui la dignité de Grande Dame, parce qu' elle avait fait une horreur pour Ashéra; Asa abattit son horreur, la réduisit en poudre et la brûla dans la vallée du Cédron.
2Tt / 2Tan 15.17 But the high places were not taken away out of Israel: nevertheless the heart of Asa was perfect all his days. Fa ny fitoerana avo tsy mba noravana tamin' ny Isiraely; nefa nahitsy ny fon' i Asa tamin' ny androny rehetra. Tsy foana anefa ny fitoerana avo teo amin' Israely, na dia lavorary aza ny fon' i Asà tamin' ny andro niainany rehetra. Les hauts lieux ne disparurent pas d' Israël; pourtant le coeur d' Asa resta intègre toute sa vie.
...............
2Tt / 2Tan 15.19 And there was no more war unto the five and thirtieth year of the reign of Asa. Ary tsy nisy ady intsony hatramin' ny taona fahadimy amby telo-polo nanjakan' i Asa. Tsy nisy intsony ny ady hatramin' ny taona fahadimy amby telopolo nanjakan' i Asà. Il n' y eut point de guerre jusqu'à la trente-cinquième année du règne d' Asa.
2Tt / 2Tan 16.1 In the six and thirtieth year of the reign of Asa Baasha king of Israel came up against Judah, and built Ramah, to the intent that he might let none go out or come in to Asa king of Judah. Tamin' ny taona fahenina amby telo-polo nanjakan' i Asa dia niakatra Basa, mpanjakan' ny Isiraely, hamely ny Joda, ka nanamboatra an' i Rama izy mba tsy hisy hahazo hivoaka na hiditra ho an' i Asa, mpanjakan' ny Joda. Tamin' ny taona fahenina amby telopolo nanjakan' i Asà dia niakatra hamely an' i Jodà, Baasà mpanjakan' Israely, ka naoriny Ramà mba hisakana ny olon' i Asà tsy hahazo mivoaka sy miditra. La trente-sixième année du règne d' Asa, Basha, roi d' Israël, marcha contre Juda; il fortifia Rama pour bloquer les communications d' Asa, roi de Juda.
2Tt / 2Tan 16.2 Then Asa brought out silver and gold out of the treasures of the house of the Lord and of the king' s house, and sent to Benhadad king of Syria, that dwelt at Damascus, saying, Ary Asa namoaka volafotsy sy volamena avy tamin' ny rakitry ny tranon' i Jehovah sy ny tranon' ny mpanjaka, dia nampitondra azy tany amin' i Beni-hadada, mpanjakan' i Syria, izay nitoetra tany Damaskosy, ka nanao hoe: Dia namoaka volafotsy sy volamena tao amin' ny rakitry ny tranon' ny Tompo sy ny tranon' ny mpanjaka Asà, ka nandefa iraka ho any amin' i Ben-Hadada, mpanjakan' i Siria, izay nonina tany Damasa, hilaza hoe: Alors Asa puisa de l' or et de l' argent dans les trésors du Temple de Yahvé et du palais royal pour en faire l' envoi à Ben-Hadad, le roi d' Aram, qui résidait à Damas, avec ce message :
...............
2Tt / 2Tan 16.4 And Benhadad hearkened unto king Asa, and sent the captains of his armies against the cities of Israel; and they smote Ijon, and Dan, and Abelmaim, and all the store cities of Naphtali. Ary Beni-hadada nanaiky ny tenin' i Asa mpanjaka ka naniraka ireo komandin' ny miaramilany hamely ny tanànan' ny Isiraely; dia nandrava an' Iona sy Dana sy Abela-maima ary ny trano fitehirizana rehetra izay teny amin' ny tanànan' ny Naftaly izy. ireo komandin' ny miaramilany hamely ny tanànan' ny Isiraely; dia nandrava an' Iona sy Dana sy Abela-maima ary ny trano fitehirizana rehetra izay teny amin' ny tanànan' ny Naftaly izy. Nohenoin' i Ben-Hadada, Asà mpanjaka, ka nirahiny hamely ny tanànan' Israely ny filohan' ny tafiny, dia noreseny Ahiona sy Dana ary Abela-Maima mbamin' ny tanàna fitehirizana rehetra teo amin' i Neftalì. Ben-Hadad exauça le roi Asa et envoya ses chefs d' armée contre les villes d' Israël; il conquit Iyyôn, Dan, Abel-Mayim et tous les entrepôts des villes de Nephtali.
...............
2Tt / 2Tan 16.6 Then Asa the king took all Judah; and they carried away the stones of Ramah, and the timber thereof, wherewith Baasha was building; and he built therewith Geba and Mizpah. Ary Asa mpanjaka namory ny Joda rehetra; ary dia nesorin' ny olona ny vato sy ny hazo tao Rama, izay naorin' i Basa, ka nentiny nanamboatra an' i Geba sy Mizpa. Ka nalain' i Asà Jodà rehetra, dia nentin' izy ireo ny vato aman-kazo, nanorenan' i Baasà an' i Ramà, dia nanorenany an' i Gabaà sy Masfà. Alors le roi Asa amena tout Juda; on enleva les pierres et le bois avec lesquels Basha fortifiait Rama, et on s' en servit pour fortifier Géba et Miçpa.
2Tt / 2Tan 16.7 And at that time Hanani the seer came to Asa king of Judah, and said unto him, Because thou hast relied on the king of Syria, and not relied on the Lord thy God, therefore is the host of the king of Syria escaped out of thine hand. Ary tamin' izany andro izany dia nankeo amin' i Asa, mpanjakan' ny Joda, Hanany mpahita ka nanao taminy hoe: Noho ny niankinanao tamin' ny mpanjakan' i Syria fa tsy niankina tamin' i Jehovah Andriamanitrao ianao, dia afa-nandositra ny tananao ny miaramilan' ny mpanjakan' i Syria. Tamin' izany andro izany no nahatongavan' i Hananì mpahita, tao amin' i Asà, mpanjakan' i Jodà, nilaza taminy hoe: Noho hianao niankina tamin' ny mpanjakan' i Siria, fa tsy tamin' ny Tompo Andriamanitrao, noho izany dia afa-mandositra ny tànanao ny tafiky ny mpanjakan' i Siria. C' est alors que Hanani le voyant vint trouver Asa, roi de Juda. Il lui dit : " Parce que tu t' es appuyé sur le roi d' Aram et non sur Yahvé ton Dieu, les forces du roi d' Aram échapperont à tes mains.
...............
2Tt / 2Tan 16.10 Then Asa was wroth with the seer, and put him in a prison house; for he was in a rage with him because of this thing. And Asa oppressed some of the people the same time. Dia tezitra tamin' ilay mpahita Asa ka nanao azy tao an-trano-maizina; fa nisafoaka aminy indrindra izy noho izany. Ary ny olona sasany koa dia nampahorin' i Asa tamin' izay. Tezitra tamin' ilay mpahita Asà ka nasainy natao an-tranomaizina io, fa tezitra tamin' io izy, noho ny tenin' io. Nisy olona sasany tamin' ny vahoaka koa nampahorin' i Asà tamin' izany andro izany indrindra. S' emportant contre le voyant, Asa le mit aux ceps en prison, car cela l' avait irrité; il prit en ce temps-là de dures mesures contre une partie du peuple.
2Tt / 2Tan 16.11 And, behold, the acts of Asa, first and last, lo, they are written in the book of the kings of Judah and Israel. Ary, indro, ny tantaran' i Asa, na ny voalohany na ny farany, dia efa voasoratra ao amin' ny bokin' ny mpanjakan' ny Joda sy ny Isiraely. Ary indro fa ny asan' i Asà, na ny voalohany na ny farany dia voasoratra ao amin' ny bokin' ny mpanjakan' i Jodà sy Israely. L' histoire d' Asa, du début à la fin, est écrite au livre des Rois de Juda et d' Israël.
2Tt / 2Tan 16.12 And Asa in the thirty and ninth year of his reign was diseased in his feet, until his disease was exceeding great: yet in his disease he sought not to the Lord, but to the physicians. Tamin' ny taona fahasivy amby telo-polo nanjakan' i Asa dia narary tamin' ny tongony izy, ka nihamafy indrindra ny aretiny; nefa na dia narary aza izy, dia tsy nitady an' i Jehovah, fa ny mpanao fanafody ihany. Tamin' ny taona fahasivy amby telopolo nanjakan' i Asà, narary tongotra izy, ary tsaroany naharary azy mafy izany. Tsy Iaveh anefa no notadiaviny, na dia tamin' izany aretiny izany aza, fa ny mpanao fanafody. Asa eut les pieds malades, d' une maladie très grave, dans la trente-neuvième année de son règne; même alors, il n' eut pas recours dans sa maladie à Yahvé mais aux médecins.
2Tt / 2Tan 16.13 And Asa slept with his fathers, and died in the one and fortieth year of his reign. Ary Asa lasa nodi-mandry any amin' ny razany; maty izy tamin' ny taona fahiraika amby efa-polo nanjakany. Dia nodimandry any amin' ny razany Asà; ary tamin' ny taona faharaika ambin' ny folo nanjakany no nahafatesany. Asa se coucha avec ses pères et mourut dans la quarante et unième année de son règne.
2Tt / 2Tan 17.1 And Jehoshaphat his son reigned in his stead, and strengthened himself against Israel. Ary Josafata, zanak' i Asa, no nanjaka nandimby azy, ary nitombo hery hiaro tena tamin' ny Isiraely izy. Josafata zanak' i Asà, no nanjaka nandimby azy. Nanamafy ny fiarovany tena tamin' Israely, Son fils Josaphat régna à sa place et affermit son pouvoir sur Israël.
2Tt / 2Tan 17.2 And he placed forces in all the fenced cities of Judah, and set garrisons in the land of Judah, and in the cities of Ephraim, which Asa his father had taken. Ary namponina miaramila tamin' ny tanàna mimanda rehetra eran' i Joda izy sady nametraka miaramila tany amin' ny tany Joda sy tany amin' izay tanànan' ny Efraima efa azon' i Asa rainy. Joda izy sady nametraka miaramila tany amin' ny tany Joda sy tany amin' izay tanànan' ny Efraima efa azon' i Asa rainy. nametraka antoko-miaramila tamin' ny tanàna mimanda rehetra amin' i Jodà izy, ary nametraka miaramila mponina tamin' ny tanànan' i Efraima efa azon' i Asà rainy. Il mit des troupes dans toutes les villes fortifiées de Juda et établit des préfets dans le pays de Juda et dans les villes d'Éphraïm qu' avait conquises Asa, son père.
...............
2Tt / 2Tan 20.32 And he walked in the way of Asa his father, and departed not from it, doing that which was right in the sight of the Lord. Ary nandeha tamin' ny lalana nalehan' i Asa rainy izy ka tsy niala tamin' izany, fa nanao izay mahitsy eo imason' i Jehovah. Nandeha tamin' ny làlana nalehan' i Asà rainy izy, ka tsy nivily tamin' izany, fa nanao izay mahitsy eo imason' ny Tompo. Il suivit la conduite de son père Asa sans dévier, faisant ce qui est juste au regard de Yahvé.
...............
2Tt / 2Tan 21.12 And there came a writing to him from Elijah the prophet, saying, Thus saith the Lord God of David thy father, Because thou hast not walked in the ways of Jehoshaphat thy father, nor in the ways of Asa king of Judah, Ary nisy taratasy avy tamin' i Elia mpaminany tonga tao aminy nanao hoe: Izao no lazain' i Jehovah, Andriamanitr' i Davida rainao: Noho ny tsy nandehananao tamin' ny lalan' i Josafata rainao, na ny lalan' i Asa, mpanjakan' ny Joda, Nisy taratasy avy any amin' i Elia mpaminany, tonga tao aminy, nanao hoe: Izao no lazain' ny Tompo Andriamanitr' i Davida rainao: Noho hianao tsy nandeha tamin' ny làlan' i Asà mpanjakan' i Jodà, Un écrit du prophète Élie lui parvint alors, qui disait : " Ainsi parle Yahvé, le Dieu de ton père David. Parce que tu n' as pas suivi la conduite de Josaphat ton père, ni celle d' Asa, roi de Juda,

  Book of Nehemiah Nehemia Nehemia Livre de Néhémie
...............
Neh / Ne 3.34 Dia niteny teo anatrehan' ireo rahalahiny sy ireo miaramilan' i Samaria izy nanao hoe: Asa inona no ndeha hataon' ireo Jody tsy mahefa? Dia havelan' ny olona hanao eo ve ireo? Hahatitra sorona eo va ireo? Hahavita amin' ny indray andro va ireo? Hahatsangana ny vato voalevina any ambany vovo-tany miavosa sy levon' ny afo va ireo? et s'écria devant ses frères et devant l' aristocratie de Samarie : "Qu' entreprennent là ces misérables Juifs? ... Vont-ils y renoncer? Ou sacrifier? Ou en finir en un jour? Feront-ils revivre ces pierres, tirées de monceaux de décombres et même calcinées?"
...............
Neh / Ne 6.3 And I sent messengers unto them, saying, I am doing a great work, so that I cannot come down: why should the work cease, whilst I leave it, and come down to you? Dia naniraka olona hankany aminy kosa aho hanao hoe: Asa lehibe no ataoko, ka tsy afa-midina aho; nahoana no hilaozako midina any aminareo ny asa ka hatsahatra? Nandefa iraka aho hilaza aminy hoe: Asa lehibe no ataoko ka tsy afa-midina aho. Ary nahoana ange ny asa no hiato, fa hilaozako hankany aminareo? Je leur envoyai donc des messagers avec cette réponse : "Je suis occupé à un grand travail et ne puis descendre : pourquoi le travail s' arrêterait-il, quand je le quitterais pour descendre vers vous?"

      Tobia Livre de Tobie
...............
Tb 3.19 Asa na izaho no tsy mendrika ho azy ireo, na izy ireo no tsy mendrika ho ahy, fa angamba notehirizinao ho vadin' olon-kafa aho.

      Makabeo II 2ème Livre des Maccabées
...............
2M 12.43 Rahefa izany, nampanao vokatra izy, ka nahavory drakma roa arivo nampanateriny hanaovana sorona fanonerana any Jerosalema. Asa soa sy mendrika, avy amin' ny fiheverana ny fitsanganana amin' ny maty, izany. Puis, ayant fait une collecte d' environ 2.000 drachmes, il l' envoya à Jérusalem afin qu' on offrît un sacrifice pour le péché, agissant fort bien et noblement d' après le concept de la résurrection.

  The Psalms Salamo Salamo Les Psaumes
...............
Sal 118.23 This is the Lord' s doing; it is marvellous in our eyes. Avy tamin' i Jehovah izany Ka mahagaga eo imasontsika. (Ny mpisorona) Asa vitan' ny Tompo izany, ka zava-mahagaga eo imasontsika. c' est là l' oeuvre de Yahvé, ce fut merveille à nos yeux.

  Ecclesiastes Mpitoriteny Mpitoriteny L'Ecclésiaste
...............
Mtt / Koh 7.21 Also take no heed unto all words that are spoken; lest thou hear thy servant curse thee: Aza mihainohaino ny teny rehetra tenenina, fandrao handre ny mpanomponao manozona anao ianao; Asa asianao raharaha loatra izao teny lazaina rehetra izao; fandrao dia renao manozona anao ny mpanomponao. D' ailleurs ne prête pas attention à toutes les paroles qu' on prononce, ainsi tu n' entendras pas ton serviteur te maudire.

  Book of Jeremiah Jeremia Jeremia Livre de Jérémie
...............
Jer / Jr 41.9 Now the pit wherein Ishmael had cast all the dead bodies of the men, whom he had slain because of Gedaliah, was it which Asa the king had made for fear of Baasha king of Israel: and Ishmael the son of Nethaniah filled it with them that were slain. Ary ilay lavaka nanarian' Isimaela ny fatin' ny olona rehetra, izay novonoiny ho eo anilan' i Gedalia, dia ilay efa nataon' i Asa mpanjaka mba hiereny an' i Basa, mpanjakan' ny Isiraely, dia nofenoin' Isimaela, zanak' i Netania, faty. Ny lava-drano nanarian' Ismaely ny fatin' ireo olona novonoiny noho ny amin' i Godoliasa, dia ilay nataon' i Asa, mpanjaka, noho ny amin' i Baasa, mpanjakan' Israely, io no nofenoin' Ismaely, zanak' i Nataniasa, faty. La citerne où Yishmaèl avait jeté tous les cadavres des gens qu' il avait tués était une grande citerne, celle que le roi Asa avait aménagée contre Basha, roi d' Israël. C' est elle qu' Yishmaèl, fils de Netanya, emplit d' hommes assassinés.

  The Gospel according to Matthew Matio Matio L'Évangile selon Saint Matthieu
...............
Mat / Mt 1.7 And Solomon begat Roboam; and Roboam begat Abia; and Abia begat Asa; ary Solomona niteraka an-dRehoboama; ary Rehoboama niteraka an' i Abia; ary Abia niteraka an' i Asa; Salomona niteraka an' i Roboama; Roboama niteraka an' i Abiasa; Abiasa niteraka an' i Asà; Salomon engendra Roboam, Roboam engendra Abia, Abia engendra Asa,
Mat / Mt 1.8 And Asa begat Josaphat; and Josaphat begat Joram; and Joram begat Ozias; ary Asa niteraka an' i Josafata; ary Josafata niteraka an' i Jorama; ary Jorama niteraka an' i Ozia; Asà niteraka an' i Josafata; Josafata niteraka an' i Jorama; Jorama niteraka an' i Oziasa; Asa engendra Josaphat, Josaphat engendra Joram, Joram engendra Ozias,
...............
Mat / Mt 26.10 When Jesus understood it, he said unto them, Why trouble ye the woman? for she hath wrought a good work upon me. Ary fantatr' i Jesosy izay nataon' ireo, ka dia hoy Izy taminy: Nahoana ianareo no mampalahelo an-dravehivavy? fa asa soa no nataony tamiko. Nahalala izany Jeso, ka nanao taminy hoe: Nahoana hianareo no manao ny mpampalahelo an-dravehivavy io? Asa soa izay vao nataony tamiko: Jésus s' en aperçut et leur dit : " Pourquoi tracassez-vous cette femme ? C' est vraiment une "bonne oeuvre" qu' elle a accomplie pour moi.

  The Gospel according to Mark Marka Marka L'Évangile selon Saint Marc
...............
Mar / Mk 14.6 And Jesus said, Let her alone; why trouble ye her? she hath wrought a good work on me. Fa hoy Jesosy taminy: Avelao izy; nahoana ianareo no mampalahelo azy? Asa soa no nataony tamiko. Fa hoy Jeso taminy: Avelao izy; nahoana hianareo no manao ny mampalahelo azy? Asa soa no nataony tamiko, Mais Jésus dit : " Laissez-la ; pourquoi la tracassez-vous ? C' est une bonne oeuvre qu' elle a accomplie sur moi.

  The Gospel according to John Jaona Joany L'Évangile selon Saint Jean
...............
Jao / Jo 7.21 Jesus answered and said unto them, I have done one work, and ye all marvel. Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: Asa iray loha ihany no nataoko, ka gaga avokoa ianareo rehetra. Fa namaly Jeso ka nanao taminy hoe: Asa iray monja no nataoko, dia safotra hianareo rehetra. Jésus leur répondit : " Pour une seule oeuvre que j' ai faite, vous voilà tous étonnés.
...............
Jao / Jo 9.12 Then said they unto him, Where is he? He said, I know not. Ary hoy ny olona taminy: Aiza moa izany Lehilahy izany? Hoy ralehilahy: Tsy fantatro. Ary hoy izy ireo taminy: Aiza izany Lehilahy izany? Asa, hoy izy. Ils lui dirent : " Où est-il ? " Il dit : " Je ne sais pas. "