Toko sy andininy momba Rabôny

  The Gospel according to Mark Marka Marka L'Évangile selon Saint Marc
...............
Mar / Mk 10.51 And Jesus answered and said unto him, What wilt thou that I should do unto thee? The blind man said unto him, Lord, that I might receive my sight. Ary Jesosy namaly azy hoe: Inona no tianao hataoko aminao? Ary hoy ilay jamba taminy: Rabôny ô, ny mba hampahiratina ny masoko. Inona, hoy Jeso taminy, no tianao hataoko aminao? Dia hoy ilay jamba: Rabony ô, aoka mba hahiratra aho. Alors Jésus lui adressa la parole : " Que veux-tu que je fasse pour toi ? " L' aveugle lui répondit : " Rabbouni, que je recouvre la vue ! "

  The Gospel according to John Jaona Joany L'Évangile selon Saint Jean
...............
Jao / Jo 20.16 Jesus saith unto her, Mary. She turned herself, and saith unto him, Rabboni; which is to say, Master. Hoy Jesosy taminy: Ry Maria! Dia nitodika izy ka niteny taminy nanao teny Hebreo hoe: Rabôny! izany hoe: Mpampianatra ô. Dia hoy Jeso taminy: Ry Maria! Dia nitodika izy ka nanao taminy hoe: Rabony! (izany hoe Mpampianatra). Jésus lui dit : " Marie ! " Se retournant, elle lui dit en hébreu : " Rabbouni ! " - ce qui veut dire : " Maître ".