Fizahan-teny |
| |||||||||||||||||||||
Ohabolana : akifika | ||||||||||||||||||||||
Ohabolana | Tiana ny zanaka, fa raha manaikitra ny nono akifika. [Rinara 1974 #4135]
Tiana ny zanaka ; nefa raha manaikitra ny nono, akifika. [Veyrières 1913 #942] Tsy misy mamy hoatry ny zanaka, fa raha manaikitra ny nono akifika. [Houlder 1895 #1891] Tsy misy mamy ohatra ny zanaka, fa raha manaikitra ny nono akifika. [Rinara 1974, Rajemisa 1985] | |||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Enti-milaza fa na dia izay tiana indrindra aza, raha tafaohatra ny toetra asehony dia akipaka. [Rajemisa 1985] | |||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | La mère aime son enfant, mais lorsqu' il lui mord le sein en tétant, elle l' écarte. [Veyrières 1913 #942]
Rien n' est plus précieux (litt. doux) qu' un enfant, mais quand il mord le sein on le repousse. [Houlder 1895] | |||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des gens ingrats envers leurs bienfaiteurs ; se disait surtout pour montrer que l' affection ne doit pas empêcher les corrections et les réprimandes. [Veyrières 1913 #942] | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Tsy misy mamy noho ny zanaka ; fa raha manaikitra ny nono, akifika. [Cousins 1871 #3528, Nicol 1935 #180] | |||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Rien qui ne soit plus cher que l’enfant; mais s’il mord la mamelle, on l’écarte. [Nicol 1935 #180] | |||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| |||||||||||||||||||||
![]() |