Fizahan-teny

Ohabolana : akoma

Ohabolana 1Tentena nambenan’ ankoma : raha bitika be raha miambina. [1.147 #T61]
Tentèña ambenan' akoma: raha bitika be raha miambina. [2.165]
Fanazavana malagasyTsintsina ambenan' akôma: zavatra kely ambenan' ny lehibe. [2.165]

Fizahan-teny