Fizahan-teny

Ohabolana : alofo

Ohabolana 1Ny hafaditra ny marary ka tsisy, fa ny halofo ny maty ka misy. [1.147 #N9]

Ohabolana 2Ñy hafady marary tsy misy, ka ñy halofo faty ka misy. [2.165]
Fanazavana malagasyNy hatao faditra ho an' ny marary tsy misy, ka ny halofo faty misy. [2.165]

Fizahan-teny