Fizahan-teny |
|
|
|
|
|
Ohabolana : ambaviny
|
| |
|
Ohabolana | |
Aza atao fively ampongalahy ny havana: ny ambaviny tambatambazana, ny andahiny dobodobohana. [Rajemisa 1985 #71]
Aza atao fively amponga ny havana, ka ny ambaviny tambatambazana toy ny manana anaka, fa ny andahiny dobodobohina ho afa-jaza. [Rinara 1974]
Aza atao fively amponga ny havana: ka ny iray ambaviny tambatambazana, ary ny iray kosa andahiny hodobodobohana. [Houlder 1895 #225]
Aza atao toy ny fively amponga ny fihavanana ka ny iray ambaviny tambatambazana, ny iray andahiny dobodobohana. [Rajemisa 1985 #60]
|
Fanazavana malagasy | |
Tsy tokony hasiana fiangarana ny fitiavan-kavana. [Rajemisa 1985 #71]
|
Dikanteny frantsay | |
Ne faites pas à vos amis comme à un tambour, frappant légèrement sur l' un des côtés, mais très fort sur l' autre. [Houlder 1895]
|
| |
|
Fizahan-teny |
|
|
|