Fizahan-teny |
| |||||||||||||||||||||
Ohabolana : ambentin-teny | ||||||||||||||||||||||
Ohabolana | Jamba mitso-drano : ny mahiratra ho an' olona no ambentin-teny. [Rinara 1974 #1545] | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Tsy mety raha manao andevovavy may trano: ny trano may tsy hitany, fa "Maty aho varin--janako !". [Cousins 1871 #3433]
Tsy mety raha manao ankizivavy may trano, ka ny trano may tsy hitany fa ny may ao ny varin--janako no ambentin-teny. [Rinara 1974] | |||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| |||||||||||||||||||||
![]() |