Fizahan-teny

Ohabolana : ambiroa

Ohabolana 1Aza maniraka ambiroa fa manaova. [2.558 #684]

Ohabolana 2Lasa ambiroa. [2.415 #2798]
Dikanteny frantsayL' homme débile, c' est qu' il a perdu son âme. [2.415 #2798]
Fanazavana frantsaySe disait de celui qui s' achemine vers la mort. [2.415 #2798]

Fizahan-teny