Fizahan-teny

Ohabolana : amby

Ohabolana 1Atao vikina alina: aleo manana amby, toy izay tsy ampy. [1.1]
Fanazavana malagasyRaha misy zavatra mampatahotra na mampisalasala, aleo manao miohatra noho izay tokony hatao toy izay manao latsaka. [1.1]

Ohabolana 2Manana amby tsy ampy ohatra ny sola vaohina. [1.1 #60, 2.165]
Manana amby tsy ampy, toy ny sola vaohina. [2.653 #1502]
Tsy ampy manana amby toy ny sola somorina. [2.415 #2144]
Tsy ampy manana amby toy ny sola vaohina. [2.415 #2144]
Tsy ampy tsy lany, tahaka ny sola somorina. [2.558 #4478]
Dikanteny frantsayAvoir de trop et pourtant n' avoir pas assez, comme un chauve avec des favoris. [2.165 #2042]
Manquer du suffisant tout en en ayant de reste, comme le chauve qui est barbu. [2.415 #2144]
Fanazavana frantsayAvoir trop et pas assez ; avoir du superflu et de la parure, et manquer du nécessaire. [2.415 #2144]

Fizahan-teny