Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : andrahoina | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Nahoana no hena tsara no handrahoina ka kitay fakoina no zahana ? [2.558]
Nahoana no hena tsara no hohandroina, ka dia kitay fakoina no tadiavina ? [2.415 #4540, 2.653 #2043] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Pourquoi, lorsqu' on a une bonne viande à faire cuire, aller chercher des détritus ramassés partout, au lieu de paille à brûler ? [2.415 #4540] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Par paresse ou économie mal entendue, on risque d' avoir une viande mal cuite. [2.415 #4540] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 2 | Ny roatra fotsy ihany na mena aza ny vary nandrahoina. [2.558 #207] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 3 | Ny volo : ahandroina, tsy masaka ; atono, levona. [2.415 #4559]
Ny volo : ahandroina tsy masaka, atono mora foana. [2.558 #3369] Ny volo : andrahoina, tsy masaka; atono, levona. [2.653 #2492] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Cheveux et plumes : si on les fait cuire, ça ne cuit pas ; si on les fait griller, cela se consume. [2.415 #4559] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Bon à rien. [2.415 #4559] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 4 | Patsa no andrahoina, ka kitay aiditr' | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||