Fizahan-teny

Ohabolana : Andrianjafy

Ohabolana 1Andrianjafy nanao ny lalàna no nihinana ny fotsimbary aloha. [2.165, 2.415]
Andrianjafy nanao ny lalàna no nihinana ny fotsimbary nialoha. [2.653]
Andrianjafy nanao ny lalàna no nihinana ny fotsimbary voalohany. [2.558 #232]
Dikanteny frantsayC' est Andrianjafy, le législateur, qui a mangé du riz blanc le premier. [2.415 #277]
C' est Andrianjafy, le législateur qui a mangé le riz blanc le premier. [2.165]
Fanazavana frantsayHommage rendu au législateur. [2.415 #277]

Ohabolana 2Aza manao hoe : efa ho lava ny afon' Antongona. [2.558 #515]
Aza manao hoe : ho lava ny afon' Antongona. [2.415 #6493, 2.653 #463]
Efa ho lava ny afon' Antongona. [1.10]
Efa ho lava ohatra ny afon' Antongona. [2.558 #1021]
Ho lava ny afo any Antongona, ka tsy hitan’ Andrianjafy hitairana. [2.653 #1084, 2.415]
Ho lava ny afon' Antongona ka tsy hitan' Andrianjafy hitairana. [2.558 #1368]
Fanazavana malagasyEnti-milaza ny antso vonjy, na hataka, miverimberina matetika, ka tsy mahataitra, na mampangoraka intsony. [1.10]
Dikanteny frantsayLes signaux de feu sur la montagne Antongona seront continuels, aussi Andrianjafy ne trouve pas qu'il faille s'en émouvoir et faire alerte. [2.415 #6499]
Ne dites pas : les signaux de feu donnés sur la montagne Antongona seront continuels. [2.415 #6493]
Fanazavana frantsaySe disait des gens qui ne tiennent pas compte d'un avertissement parce qu' il est habituel. [2.415 #6499]

Fizahan-teny