Fizahan-teny

Ohabolana : ankora

Ohabolana 1Ny mbola any ankorany indray no mananatra ny efa foy. [1.1]
Fanazavana malagasyTsy tokony ny zazavao indray no hanoro ny efa za-draharaha (mitovy amin' ny hoe ny mpitovo mananatra ny manana). [1.1]

Fizahan-teny