Fizahan-teny |
| |||||||||||||||||||||
Ohabolana : antonona | ||||||||||||||||||||||
Ohabolana | Banga sendra voatavo: sendra ny antonona azy. [Rajemisa 1985] | |||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Fifandrifian-javatra roa araka ny nahariana azy (masa-bary maito kitoza); na olona tsy mahay sendra raharaha mora antonona azy. [Rajemisa 1985] | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Banga sendra vomanga, ka mifanena amin' ny antonona azy. [Houlder 1895 #2059]
Banga sendra vomanga : sendra ny antonona azy. [Cousins 1871 #733] | |||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Quand celui auquel il manque des dents trouve des patates, il trouve justement ce qui lui convient. [Houlder 1895] | |||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Parce que les patates sont tendres et faciles à manger. [Houlder 1895] | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Faty Faty Faty | |||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Mort pour lequel on achète des linceuls en nombre disproportionné avec sa condition : cela ruine les vivants. [Veyrières 1913 #2361] | |||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Il faut éviter la prodigalité, même dans les funérailles. [Veyrières 1913 #2361] | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Mpijoko voajoko ka sendra ny valiny mifanentana (antonona azy). [Rinara 1974 #2617] | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Ny alahelo itafian-damba tsy antonona ny tena. [Rinara 1974 #2846]
Ny alahelo no itafian-damba tsy antonona ny tena. [Houlder 1895 #1459, Cousins 1871 #2136, Veyrières 1913] | |||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | C' est le deuil ou la pauvreté qui nous fait revêtir un vêtement qui ne nous sied pas. [Veyrières 1913 #2638]
C'est parce qu' on est pauvre qu' on s' habille insuffisamment. [Houlder 1895] | |||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Ce n' est pas par choix. [Houlder 1895] | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Ny antonona sarotra | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Ny fahoriana mahazaka maniraka. [Houlder 1895 #1469, Veyrières 1913 #3725, Cousins 1871 #2206, Rajemisa 1985]
Ny fahoriana mahazaka maniraka ary anaovana ny raharaha tsy antonona. [Rinara 1974 #2946] | |||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Enti-milaza fa rehefa sendra fahoriana ny tena, mitotototo atsý, mitotototo arý, mitady izay hivelomana. [Rajemisa 1985]
Ny tsy fisiana tsy mamela hipetrapetraka fa mandefa ny tena foana hitady izay mahasoa hatraiza hatraiza. [Rajemisa 1985] | |||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | La misère a beaucoup de force pour envoyer au travail. [Veyrières 1913 #3725]
La misère force à l' action. [Houlder 1895] | |||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Comparez avec: La faim fait sortir le loup du bois. [Houlder 1895]
La misère fait travailler. [Veyrières 1913 #3725] | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Raha tsy mahita ny antonona hianao, dia ho sehatry ny tonony. [Rinara 1974 #3670] | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Soa Soa Soa | |||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | La beauté jointe à l' esprit et au caractère, c' est le beau parfait ; la laideur compensée par l' esprit et le caractère devient acceptable. [Veyrières 1913 #1581] | |||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| |||||||||||||||||||||
![]() |