Fizahan-teny

Ohabolana : antsantsa

Ohabolana Antsantsa an-drano, ny fanantsana tsy miboso. [Samson 1965 #A89]

Ohabolana Milefa voay sendra antsantsa. [Samson 1965 #M129]

Ohabolana Voay mahita antsantsa : manano mody maty. [Samson 1965 #V76]

Fizahan-teny