Fizahan-teny

Ohabolana : dokafana

Ohabolana 1Mpivaro-jabo antsena ka samy mandoka ny azy ho fatratra. [1.1]
Toy ny varo-jabo an-tsena : dokafana ho masaka na ny tsy masaka aza. [2.558 #4371]
Toy ny varo-jabo an-tsena, ka samy midoka ny azy ho masaka. [2.165 #1173]
Toy ny varo-jabo an-tsena: samy midoka ny azy ho masaka. [2.653 #3249]
Varo-jabo an-tsena ka samy mandoka ny azy. [2.558 #4866]
Fanazavana malagasyEnti-milaza ny olona manao dokam-barotra izaitsizy ka samy manao izay ananany avy ho tsara indrindra. [1.1]
Dikanteny frantsayPareils aux vendeurs de "jabo" (tissu en raphia et coton) au marché: chacun vante le sien. [2.165]

Ohabolana 2Rano tapa-tsiny ka avezivezy, fanambadiana terena ka dokafana. [2.558 #3713]

Fizahan-teny