Fizahan-teny

Ohabolana : efaina

Ohabolana Faty be mora efaina. [Veyrières 1913 #3338]
Dikanteny frantsay On se tire facilement d' une affaire où il y a beaucoup de complices. [Veyrières 1913 #3338]

Ohabolana Kabaro tsy hefaina tsy andoavana andevo antitra. [Samson 1965 #K4]
Kabaro tsy hifaina, tsy andoavana andevo antitra. [Houlder 1895]
Fanazavana malagasy Kabary tsy efa tsy andoavana andevo antitra. [Houlder 1895]

Fizahan-teny