Fizahan-teny

Ohabolana : elanelana

Ohabolana Latsaka anelanelany hoatry ny kaka. [Veyrières 1913 #2606]
Latsaka anelanelany ohatra ny kaka. [Cousins 1871, Rajemisa 1985]
Latsaka an' elanelany tahaka ny kaka. [Rinara 1974 #1755]
Latsaka anelanelany toy ny kaka. [Houlder 1895 #1009]
Fanazavana malagasy Sendra fahasahiranana manery andaniny roa avy. [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay Placé entre deux maux comme la parcelle de nourriture placée entre les dents. [Veyrières 1913 #2606]
Pris des deux côtés comme un coin. [Houlder 1895]
Fanazavana frantsay Se disait d'une situation inextricable. [Veyrières 1913 #2606]

Ohabolana Mason' akoho ditsika : ny elanelana mpanala ditsika. [Veyrières 1913 #5521]
Dikanteny frantsay Yeux de coq aveuglés par la poussière : les arbitres enlèvent la poussière. [Veyrières 1913]
Fanazavana frantsay Se disait des arbitres et médiateurs. [Veyrières 1913 #5521]

Ohabolana Ny hatezerana misy famavany, ny hafaliana misy elanelany. [Veyrières 1913 #5298, Cousins 1871 #2254]
Dikanteny frantsay La colère a des noeuds et la joie a des intervalles. [Veyrières 1913]
Fanazavana frantsay Il y a des intermittences. [Veyrières 1913]

Fizahan-teny